Kendreo ny voninahitr’Andriamanitra, katsaho izay mahasoa
Sal 66,1-4 / Hira194.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira787.1.4
1 Korintiana 10. 31-11.1
Mampianatra ny Fiangonana i Paoly mba hijery izay mahasoa, fa tsy ho tafalatsaka amin'ny faharatsiana sy fanaranam-po. Zanak Andriamanitra isika,…