Ny Tompo, miantso olona
(Sal 134, 1-3 / HF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira790)
Asan'ny Apostoly 13. 1-5
Ny Tompo, miantso olona 1-Miteny amin'ny Fiangonana «Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy…
(Sal 134, 1-3 / HF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira790)
Asan'ny Apostoly 13. 1-5
Ny Tompo, miantso olona 1-Miteny amin'ny Fiangonana «Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy…
( Sal 29. 1. 2 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira512.1.2)
Lioka 9. 1-6
Ny irak'i Jesoa Kristy 1- Mandray hery sy fahefana avy Aminy « Ary Jesoa (…) nanome azy hery sy fahefana…
(Sal125.1-5 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 639.1,2,4)
Ny olom-boaantson'ny Tompo 1- Miady ho an'ny finoana « Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazóny ny fiainana mandrakizay… » (And.…
Sal 30.1-5 / HF7.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489 1,2
1 Tesaloniana 2. 1-12
Ny olona nandray filazantsaran'i Kristy 1- Mahafoy ny ainy ho an'ny hafa «…hanome anareo, tsy ny filazantsaran'Andriamanitra ihany, fa ny…
Sal 34. 1-3 / HF 33 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334
Marka 1. 16-20
Jesoa Kristy miantso olona 1- Manome andraikitra azy «Ary hoy Jesoa taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.…
Asan'ny Apostoly 9. 1-19
Asan'ny Apostoly 9. 1-19
Ny Tompo, mifidy olona hirahina… 1- Mifidy araka ny ikendreny azy « Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny…
(Sal121.1-8/Hira16 1, 2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/HF14)
Andriamanitra mifidy ny vahoakany 1- Manome toky azy «Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; ary aza miherikerika foana, fa…
Sal 134 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 452
1 Samoela 2.11-21
Ny fanompoana an'Andriamanitra 1. Tanterahina araka ny fandaminana Ny zanakalahin'i Ely dia voalaza fa ratsy fanahy sady tsy mahalala an'Andriamanitra,…
Sal 23 / Hira 6.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 19.1.2.3
Jaona 10. 11-21
Taorian'ny nampahiratan'i Jesoa ilay jamba dia nanao fampahafantarana ny Tenany Izy, manoloana irco olona maro izay nanatrika Azy. Izao àry…
Sal 98.1-3 / Hira 4.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 485.1,4,5
Apokalypsy 5.1-10
Fanambarana ny amin'i Jesoa ilay Zanak'ondry, hitondra famonjena sy fanafahana ho an'ny rehetra izay mino sy manaiky ny famonjeny no…