Olom-boaantson’ Andriamanitra ny mpino
Sal 146.1-4 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731
Olom-boaantson' Andriamanitra ny mpino: 1- Aza matahotra Averimberin'ny mpanoratra eto amin'izao mofonaina izao ny teny hoe "aza matahotra". Fantatr'Andriamanitra fa…