Ny niantsoana an’i Jeremia
(Sal 134 / Hira 770 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753)
Jeremia 1.4-10
Ny niantsoana an'i Jeremia 1- Hatry ny fony izy tsy mbola noforonina tany an-kibo Raha ny voasoratra eto dia mbola…
(Sal 134 / Hira 770 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753)
Jeremia 1.4-10
Ny niantsoana an'i Jeremia 1- Hatry ny fony izy tsy mbola noforonina tany an-kibo Raha ny voasoratra eto dia mbola…
(Sal 117 / Hira 201/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428)
Matio 9.9-13
Ny niantsoana an'i Matio 1- Teo ampanaovan-draharaha andavanandro I Matio dia nampiasain'ny tafika Romana hamory hetra ho an'ny amperora. Teo…
(Sal 116.1-6 / Hira 16 / Vavaka / Mojonalna / Vavaka / HF 33)
Amosa 7. 10-15
Ny mpaminany marina dia: 1. Milaza hafatra marina, manoloana ny tsy marina. Raha ny voalaza eto, na i Jeroboama, na…
(Sal 66.1-4 / Hira 462 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 471)
1 Petera 1.13-21
Ny fitondran-tenan'ny olom-boaantso 1- Tsy tahaka ny filàna fahiny Ambaran'ny mpanoratra amintsika amin'izao mofonaina anio izao fa ny olom-boaantso dia…
Sal 25.1-6 / Hira l4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira547
Marka 10. 46-52
Ny finoan' i Bartimeo jamba: 1- Tsy mahasakana ny fahiratana ara-panahy ny fahajambana ara-batana. Raha namakivaky ny tanana'i Jeriko i…
(Sal 24.1-5 / Hira 18 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332)
2 Timoty 1.6-12
Ny fiantsoana ny mpanompo mahatoky 1- Hatry ny fahagola Amin'izao tapany faharoa eto amin'ny bokin'i Timoty izao no anomezan'i Paoly…
(Sal 106.1-5 / Hira 480 / Vavaka / Mofonaina / Vakaka / Hira 446)
Eksodosy 3. 1-10
Ny antson'Andriamanitra: 1- Anehoany ny maha Izy Azy. Naneho ny maha Izy Azy Andriamanitra tao Horeba (na Sinay); tamin'ny alalan'ny…
(Sal 134 / Hira 295 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307)
Galatiana 1.11-17
Paoly Apostoly olom-boaantso Ambaran'ny mpanoratra amin'izao mofonaina anio izao ny momba an'i Paoly: 1-Ny fiainany taloha: Taloha i Paoly dia…
(Sal 115.1-8 / Hira 470 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 3)
1 Petera 2.7-10
Jesoa Kristy, ilay vato velona. 1- Ho an'ny mpino: Ambaran'i Petera eto fa i Kristy no ambony indrindra eo amin'ny…
(Sal 147/ Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 95)
1 Korintiana 1.18-25
Ny Teny ny amin'ny Hazofijaliana 1- Fahadalana amin'izay ho very Tsy mitovy ny asetrin'ny olona ný hafatra momba ny hazofijaliana.…