Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy
Sal.27. 7-10 / Hira 16 1,4 /Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 417.1,3
Andriamanitra manameloka ny mpanao ratsy 1-Manambara ny faharatsiany (and. 16-20) Fanamelohana nataon'Andriamanitra tamin'ny mpanao ratsy no hita eto. Nanao fanompoam-pivavahana…