Tompon’ny aina Andriamanitra
Sal 9,1-6 / Hira 233 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 638
Tompon'ny aina Andriamanitra Ny fanomezan-danja ny ain'olombelona Ambaran'ny Lalàn'i Mosesy eto fa rehefa manome tany sy trano onenan'ny olona Andriamanitra…
Sal 9,1-6 / Hira 233 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 638
Tompon'ny aina Andriamanitra Ny fanomezan-danja ny ain'olombelona Ambaran'ny Lalàn'i Mosesy eto fa rehefa manome tany sy trano onenan'ny olona Andriamanitra…
Sal 122 / HF 11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428,1-2-3
Aoka isika hisaotra mandrakariva ny TOMPO Raiso ny fanomezan' Andriamanitra: Nanome ny mpino fandresena Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy izay…
Sal 145,1-7 / Hira 16,1,2,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547
Alarobia 08 Aprily 2026 Sal 145,1-7 / Hira 16,1,2,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547 Salamo 33,…
Sal. 96. 1-3 / Hira FF13 / Vavala / Mofonaina / Vavala / Hira 141.1,3,5
Efa resy ny fahafatesana Inona avy ny zavatra ambaran'ny Sotatra Masina eto izay mahakasika an'Andriamanitra? Andriamanitra Izy ka velona mandrakizay,…
Sal 34.1-10 / Hira 36, 1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira313.1.3
Tsara mpiantoka ary tsy irery ny mino Mahasoa ny olona ny manana an'Andriamanitra Rehefa avy tany Egypta ny Zanak'i Israely…
Sal 146 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543
Jesoa Mpanavotra ny mino Fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy Nifikitra tamin' Andriamanitra tamim-pinoana lehibe, sady nino ny hamalian' Andriamanitra…
Sal 128 / Hira 231, 1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 550
Nijaly mba ho fanamarinana ny olona i Jesoa Kristy Mampahafantatra antsika zanak'olombelona izany fa ho an'i Jesoa Kristy, ny fijaliana…
Sal 105: 1-8 / Hira 42,1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF32
Zoma 03 Aprily 2026 Sal 105: 1-8 / Hira 42,1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF32 Lioka 23,…
Sal 136,1-6 / Hira 1,1,2,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 261:1,2,6
Tsy ny avo feo akory no mañana ny fahamarinana 1- Misy ny marina eo anatrehan'ny lalana Raha ny tokony ho…
Sal 95, 1-5 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630
Ny iraka rehetra dia miaraka amin'ny fahefana Hoy i Jesoa Kristy tamin'ny mpianany: Andeha isika ho eny ampitan'ny farihy Araka…