FFKM / Komity Foibe faha-40 .
FFKM miray hatrany ifotony
Antsirabe 22-26 Novambra 2017 .
« Ary ireo rehetra momba ny tena ireo , na dia maro aza , dia tena iray ihany , dia tahaka izany koa i Kristy » 1 Kor 12.12Fanompoampivavahana fanokafana: EKAR AmbohimenaAlarobia 22 Novambra 2017, 4ora hariva .Fivoriana : EKAR Sainte famille AmbohimenaFanompoampiavavahana famaranana : FLM Ambohimena ,Alahady 26 Novambra 2017 , 2 ora tolakandroNy marainan’ny Alahady dia samy mamomnjy ny fiangonana eo an-tampon-tanàna ny mpivory.Ny mpivory : -Solotena 10 avy amin’ny foibem-piangonana tsirairay-Solotena 1 avy amin’ny isan-tsampanasa FFKM-Solotena 2 avy amin’ny isamparitany FFKM-Vahiny nasaina