Jobily volamena FJKM .

 Faha-50 taonan’ny FJKM sy
ny faha-200 taona nahatongavan’ny Misiona LMS.
NDAO HO ANY ANTSIRANANA ISIKA !

Ny Filohan’ny FJKM : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina ,sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe ary ny Mpiandraikitra Foibe.

Ny Filohan’ny Komity, Marc RAVALOMANANA, sy ny Birao ary ny Mpikambana ao amin’ny Komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nahatongavan’ny Misiona LMS, dia faly manasa anao ho tonga any Antsiranana hanotrona ny fanokafana ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nahatongavan’ny Misiona LMS: 18,19, 20 AOGOSITRA 2017 ho avy izao.

Atolory ny komity ny isan’ny handeha ahazoana manao ny fandaminana any an-toerana. Misorata anarana ao amin’ny foibe FJKM raha handeha FIARA IOMBONANA. Fe-potoana farany handraisanaireo ny 31 JOLAY 2018 tontolo andro

Tongava daholo ,
Taomy ny Mpianakavin’ny Finoana
sy ny Ankohonana !

Infoline : 033 09 101 91  –  032 74 955 84 – 033 12 352 36 –  033 12 395 77

Perikopa

Aza menatra ny ho vavolombelon'ny Tompo

  24 Septambra 2017-Ala XX .Trin SampAsa FFP
Jos 24.14-24 / Jao 9.24-38 / Rom 10.5-15

  17 Septambra 2017-Ala XIV man.Trin
1 Sam 17. 38-51 / Mar 15 .37-40 / Gal 2.11- 21

  10 Septambra 2017 – Ala.XIIIman.Trin.SampAsa AFF
Dan3.13-18 /Mar 8.34-38 / 2 Tim 1.6-12

  03 Septambra 2017 – Ala.XIIman.Trin
Sal 25.1-7   / Mat 27.57-61  / Jak  5.13-18

FJKM Fahazavana

Ny sabata