VONTOSY NY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA

HAFATRA HO ANTSIKA REHETRA

Manao antso avo ho an’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny BIRAON’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

 Manao antso avo ho an’ny SEKRETERA JENERALY SY NY TONIAN’NY DEPARTEMANTA rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny TALE SY NY TONIA

ao amin’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa Foibe rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny PREZIDA SYNODALY rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao antso avo ho an’ny MPITANDRINA SY NY KATEKISTA DELEGE rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Manao  antso avo ho an’ny VAHOAKA KRISTIANA FJKM rehetra aho:

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!

Fanontaniana maro no mety hipoitra ao an-tsaintsika rehefa mandre izany antso avo izany. Tiako ny hamaly ireny. Tsikelikely eto.

 

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV