• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao Farany

  • Synodamparitany
  • Vaovao Farany

TOLOTR’ASA

Ny Foibe FJKM dia mitady izay ho TALEN’NY ORINASA FIVATSY Ambatomanga. Antsoina isika izay vonona handray anjara amin’ny tolotr’asa hanatitra…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo

Ny Sampandraharaha ASA SOSIALY ato amin’ny Departemantan’ny Fananana sy Fampamokarana ary Fampandrosoana sy Sosialy dia misaotra anareo MPITSABO nanohina ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Antso ho an’ny MPITSABO

Ny Foibe FJKM, soloin’ny Sampandraharaha Sosialy ao amin’ny Detartemantan’ny Fananana sy Fampandrosoa ary Fampamokarana sy Sosialy tena, dia mangataka ny…

Fiainan'ny fiangonana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA

Fiainan'ny fiangonana, Tahiry, Vaovao farany

HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026

Ry HavanaMisaotra an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy Masina isika, maniraka hatrany nySAF/FJKM « hitady ny mahasoa ny maro, mba hovonjena…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

EZAKA TOLO-TANANA

Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…

Fiainan'ny fiangonana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026

Ny Sampana Dorkasy FJKM Foibe, ho fanamarihana ny Andron’ny Vehivavy 2026, dia mikarakara hetsika lehibe. Hisy fampianarana iarahana amin-dRamatoa ANDRIAMAMPIANINA…

Fampianarana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA

Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…

Fiainan'ny fiangonana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany, Vaovao farany

Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026

Nosantarina tamin’ny Fanompoam-pivavahana fiderana sy fankalazana an’Andriamanitra ity fotoam-piasana 2026 ity androany Talata 06 Janoary 2026. Tao amin’ny Fiangonana FJKM…

Vaovao farany

Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha

Ho fankalazana, ho fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra dia am-pifaliana no anasana antsika mpianakavin’ny finoana ho Tonga amin’ny fanompoam-pivavahana ho fankalazana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • 2
  • 3
  • …
  • 97
Sokajy
  • Synodamparitany (1153)
    • Adiresy Samihafa (47)
    • Vaovao farany (968)
  • Jereo koa
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.