• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Synodamparitany

  • Synodamparitany

SAFIF / Seha-pitaizana .

Ny toe-piainan’ny olona lazaina fa “MIFOHA” Milaza fiainan’ny vehivavy roa izay nampiantrano an’i Jesoa Kristy ny teksta ao amin’ny Lioka…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

FFP / Vokatra vaovao

“Ny marina amin’ny Finoana no ho velona” Hab.2: 4 “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” II Tim.1: 8 Efa…

Sampan'asa, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa 05,12 Nov 2017.

Perikopa Ny antsoina hoe : mino Ny fomba iandrasana ny Tompo Salamo 33, 18- 22 Izay manantena ny Tompo ho : Mpamindrafo…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fiaretan’ireo Misionera LMS .

TSY MORA NY FITORIANA NY FILAZANTSARA FAHA LMS Misaotra an’Andriamanitra isika FJKM ankehitriny, noho ny faha 50 taona nitondrana ny…

arsiva, Fiainan'ny kristiana, Tahiry, Vaovao farany

Rasendrahasina Lala Haja, Mpit / Fankasitrahana

RASENDRAHASINA   Lala   Haja  Mpitandrina mivady    Nisaorana an’Andriamanitra sy nankasitrahana noho ny andraikitra maha-Filohan’ny FJKM  teo aloha azy       …

Fiainan'ny fiangonana, Tahiry, Vaovao farany

FIFA / Fiofanana sy Alahady iombonana 2017.

  Ho an’ny Mpitandrina sy ny  Biraon’ny Fiangonana, ary ny Vaomieran’ny Fananana  FJKM « Koa amin’izany miambena ianareo fa tsy fantatrareo…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

RAVAOARISOA Juliette /30 t maha-Mpitandrina

  Iza moa ny Mpitandrina ? Mpitandrina ao amin’ny FJKM Ampahitrosy Firaisana (SPAA11) .Renim-pianakaviana, efa maty ny vadiny tamin’ny 2003…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Ny Sampana ao amin’ny Fiangonana

NY SAMPANA Hoy i Jesoa: “Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Perikopa Oktobra 2017.

Mahery vavaka ny vavolombelona marina.   Araka ny lohahevitra hoe : Mahery vavaka ny vavolombelona marina, dia manome anjara manokana ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP 12 / SFL

NY VONDROMPARITANY LAIKA ANTANANARIVO ATSINANANA TANY MORONDAVA Tontosa soamantsara tany Marofototra, 14 km tsy idirana an’i Morondava, renivohitry ny Menabe…

Sampana, Synodamparitany, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 83
  • 84
  • 85
  • 86
  • 87
  • …
  • 102
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.