• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Synodamparitany

  • Synodamparitany

STK/Antso ho an’ny Antoko mpihira.

FIANTSOANA  Araka ny fantatsika dia hotanterahina eo amin’ny kianjaben’Imahamasina ny Fanompoampivavahana Famaranana ny Jobily faha-50 T FJKM sy ny faha-200T…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

SFL 40Taona/ Fanompoampivavahana .

 Fanolorana ny  KOMITY FAHA 40 TAONA SFL Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia feno 40 taona ny Sampana Fivondronana Laika ny taona 2019 ho avy…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

STK/ Foibe , 25T maha-Mpandraharaha .

  Ny Filoha sy ny Birao Mpiandraikitra Foibe Ny Filoha sy ny Birao – ny Tonia STK Foibe Ny Komity…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

SP AA 11/ Vaovao ampitaina

VAOVAO SP ANTANANARIVO ATSIMO (SP AA11) 1-Hotanterahina ny Sabotsy 15 Septambra 2018 ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina sy ny faha-10…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

LMS/ JAMES Cameron.

Cameron, James 1800-1875  Protestant  Madagascar , Afrique Du Sud  L’œuvre de Cameron domine Tananarive, car c’est lui qui a habillé…

arsiva, Biografia, Vaovao farany

Savant / BARON Richard.

Baron richard 1847-1907 Madagascar  protestant  Richard Baron a passé 32 ans à Madagascar en tant que missionnaire au LMS (London Missionary…

arsiva, Biografia, Vaovao farany

Fihinanana KATY sy KOLA ???

Ny Fiangonana manoloana ny fihinanana katy sy kôlà Izany no lohahevitra noraisin’Atoa TOTO Jean Casimir, mpiomana ho mpitandrina, tamin’ny lahatsoratra…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Fiofanana KATEKISTA FJKM 2018.

     3 andro niombonana manerana ny Nosy Ny 29, 30 ary 31 Aogositra 2018 teo no fotoana iombonana nanatanterahana…

Fampianarana, Vaovao farany

Al’ Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana (FFP)

ALAHADIN’NY S.FFP Alahady 23 Septambra 2018. Sahia manohitra ny  kolikoly  Fandaharana iombonana Feonjavamaneno Hira Faneva 50 Taonan’ny FJKM Fiarahabana Apostolika…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

Toriteny : Ady amin’ny kolikoly .

SAHIA MANOHITRA KOLIKOLY  EKSODOSY 23.1-9 Ny bokin’ny Eksodosy no hangalantsika ny fampianarana amin’izao volana vaovao izao. Ny bokin’ny Eksodosy no…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 65
  • 66
  • 67
  • 68
  • 69
  • …
  • 102
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.