• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Synodamparitany

  • Synodamparitany

Fintina perikopa Mey 2019

Manàna fahamarinana eo anatrehan’ny Tompo. Lohahevitra vaovao no iainan’ny Fiangonana amin’izao volana Mey 2019 izao dia ny hoe: “Manàna fahamarinana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fotodalàna syFitsipika

Ny fifidianana tomponandraikitra Ity taona 2019 ity no fotoam-panavaozana ireo tomponandraikitra rehetra eo anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany ary ny…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

SP Ambatondrazaka vaovao

FJKM AMBOHIMIANGALY ZOARA Avy amin’ny Sekoly FJKM no niorenan’ny fiangonana Ao anatin’izao vanim-potoanan’ny Jobily faha-200 taonan’ny Sekoly FJKM izao dia…

Synodamparitany, Vaovao farany

SFL /Fihaonambe sy Zaikabe 2019

SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA FOIBE FJKM FIHAONAMBE  sy ZAIKABE 2019 Ny Fihaonambe sy Zaikabe SFL dia ho tanterahina any Manakara ny…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

FJKM Ziona Vaovao PARIS

SYNODAMPARITANY VATO FEHIZORO AMPITANDRANOMASINA – 37 « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika, …» II Timoty 1 : 8a…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Histoire / Ranavalona II

La reine Ranavalona II succéda à la reine Rasoherina, sa cousine, après son décès survenu le 1er Avril 1868. Ses…

arsiva, Biografia, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

Kofehy volamena

Fanazavana momba ny kofehy volamena

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Tahiry, Vaovao farany

Sampana sy Asa / Fankalazana samihafa

Teny faneva, Sary famantarana , Tsangambato , Fandaharampotoana…

Asa, Sampan'asa, Sampana, Sampana, Vaovao farany

BIANCO – SAMPATI FJKM

BIANCO – SAMPATI FJKM Miroso ny fiaraha-miasa amin’ny ady amin’ny kolikoly Mitombo isa ireo olom-pirenena na ny vondron’olona mirotsaka amin’ny…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

Masera MAMRE FJKM

FANTATRAO VE HOE MANANA  MASERA NY  FJKM ? Firy amin’ny mpino ato amin’ny FJKM moa no mahafantatra fa misy masera…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 56
  • 57
  • 58
  • 59
  • 60
  • …
  • 102
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.