FANAMBARANA
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARAEGLISE DE JESUS CHRIST A MADAGASCARCHURCH OF JESUS CHRIST IN MADAGASCAR <<Mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARAEGLISE DE JESUS CHRIST A MADAGASCARCHURCH OF JESUS CHRIST IN MADAGASCAR <<Mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny…
Manentana antsika amin’ny fiombonantsika amin’izany ! Fiadanana !
Ry havana, Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa. Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe sy…
TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM Ny FJKM, amin’ny alalan’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, dia mitady olona ho SEKRETERA JENERALY FJKM hiasa mandritra…
Filatsahan-kofidiana ho Talen’ny Sampanasa FFP FJKM TARATASY ILAINA AMIN’NY FIROTSAHANANy taratasy firotsahana dia ahitana ireto antontan-taratasy manaraka ireto:– Taratasy maneho…
Natao ny Alarobia 19 Martsa 2025 teny Ambohipotsy ny hetsika iraisana ho an’ny ho avin’ny ankizy.Nahafaly ny PAMF na Première…
FIANGONAN’ I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARASAMPANA FIVONDRONANA LAIKA “Miorena tsara, aza miova” IKor 15, 58b « Inona no ataonareo mihoatra noho ny…
Fihaonambe faha XIII SLK : 06-08 Aogositra 2024 Toerana VATOMANDRY – SP Kristy Fanantenantsika Toamasina Atsimo (32) 1) FAHATONGAVANA : Alatsinainy…
Tsara ho fantatra amin’izao ankatoky ny fanavaozana ireo tompon’andraikitra izao. Toerana : Ifanadiana RANOMAFANA Rafitra ho an’ny Rantsana Foibe :…
MIARO NY OLONY NY TOMPO DATY TENY VAKINA ISANANDRO 01 1 Jaona 5.18-21 02 Salamo 44.1-8 03 Deoteronomia 7.17-26 04…