Mofo / Septambra 2022
MIKELEZA AINA AMIN’NY ASA FITORIANA DATY TENY HOVAKINA 01 Romana 16.25-27 02 Isaia 62.1-5 03 Kolosiana 1.21-29 04 Jona 3.1-10…
MIKELEZA AINA AMIN’NY ASA FITORIANA DATY TENY HOVAKINA 01 Romana 16.25-27 02 Isaia 62.1-5 03 Kolosiana 1.21-29 04 Jona 3.1-10…
Zoma 02 Septambra 2022 Mikeleza aina amin’ny asa fitoriana hananao satrok’andriana Isa 62.1-5 Ho antsika mipetraka sy zatra amin’ny tany…
Hisantatra ny Fitraofam-be ny volana Aogositra 2022 Hetsi-panabeazana ho fampandrosoana ny fiangonana sy ny firenena no imasoan’ny SAMPATI ary koa…
SP Ambalavao Tsienimparihy sy SPToliara Fihavaozana 1-Synodamparitany AMBALAVAO TSIENIMPARIHY ( SP 04)Tontosa ny Alahady 24 Jolay 2022, tany amin’ny FJKM…
Tena hovakiana isanandro DATY TENY VAKINA 01 2 Tim 1.13-18 02 Apo 2.18-29 03 Gen 22.1-19 04 Mat 18.15-20 05…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’ NY MARITIORA HETSIKA « DIAN’ IREO MARITIORA » “Fa ny olona izay mahalala an’Andriamanitra kosa dia hifikitra amin’…
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA FJKM / KFTM TANO MAFY NY FINOANA ALAHADIN’NY MARITIORA “Ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady…
FANOMPOAMPIVAVAHANA NY FOIBE FJKM Dia faly manasa anareo am-pitiavana hisaotra sy hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny FANOMPOAMPIVAVAHANA FANIRAHANA IREO MPIOMANA HO…
FIVORIAMBE 2022
Fanofanana Misionera hitory amin’ny ankizy sy tanora