• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Soratana ho soratra ny FJKM

  • Soratana ho soratra ny FJKM

FDF/ Ny Fiangonana !!!

NY FIANGONANA Ambaratongan-drafitra telo no mifanongoa ka mandrafitra ny FJKM ho trano Fiangonana lehibe dia ny Fitandremana sy ny Synodamparitany…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Ny Fanomanana ho Diakona

Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan’ny Synoda lehibe no amaranany ny asany, izay…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Tatitra sy fijery : 50T /200T .

Fiaingana vaovao . Dia vita soa aman-tsara ny fankalazana an’Andriamanitra, tamin’ny Ivon’ny Taon-Jobily roa sosona teo amin’ny FJKM. Nanokatra fiaingana…

Fiainan'ny fiangonana, Ny FJKM, Soratana ho soratra ny FJKM, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

Fotodalàna sy Fitsipika

Ny Fitsipika anatiny Ny Fotodalana dia toy ny lalampanorenan’ny Fiangonana. Ao no miraikitra ny foto-kevi-dehibe rehetra itondrana ny fiangonana. Tsy…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Foto-dàlana sy Fitsipika/ Fanavaozana tomponandraikitra

FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.

SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana  Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Foto-dalàna sy Fitsipika/momba ny Sekoly FJKM.

Ny Sekoly FJKM Araka ny tetikandron’ny Foibe FJKM dia hotanterahina any Mahajanga, amin’ny 27- 28- 29 aprily 2018, ny andron’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fdl sy Fitsipika / Ny Filohan’ny FJKM

 Araka ny Foto-dàlanan’ny FJKM, and. 34, ny Filohan’ny FJKM dia sady Filohan’ny Mpiandraikitra Foibe no Filohan’ny FJKM. Tsiahivina fa ny…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Ny Masera FJKM.

Fanomanana Masera FJKM sy ny tsara ho fantatra        Isan’izay nahazoana akony tamin’ny mpamaky ny   fanehoana ny lohahevitra farany…

Fiainan'ny kristiana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Ny Sampana ao amin’ny Fiangonana

NY SAMPANA Hoy i Jesoa: “Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.