FMBM / Tale sy 185t

FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY

VAOVAO SY VAVAKA

Fanompoampivavahana fametrahana an’Andriamatoa RABENJARISOLO Olivetino Fabrice ,Mpitandrina  amin’ny maha-Tale Nasionalin’ny FMBM sy hitondrana amambavaka ny  ankohonany . Hofaranana amin’io fotoana io  koa ny  Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-185 T Baiboly Malagasy   sy faha55 taonan’ny FMBM .

Toerana : FLM Ambatovinaky

Daty : Alahady 22 Novambra 2020 , 2 ora sy sasany

……………………………………………………………………………………………………………………..

Elsa RASON (Mme/Mrs)

Responsable Communication et Fundraising

Communication and fundraising Officer

Tél : + 261 34 91 522 60

Mailrelsa@biblesociety-malagasy.org

Site web : www.malagasy.bible 

Facebook Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy

Perikopa 2021

Janoary: MANEHO NY MAHA -ANDRIAMANITRA AZY NY TOMPO

| | 24. Ala III man . Epifania-FFKM
Eks 33.12-23 / Mat 3.13-17 / Asa 17. 22-34

| | 31. Ala. IV man. Epifania- Marary hoditra
2 Mpanj 5.15-27 / Mar 1.40-45 / 2 Pet 1.1-11

Febroary: MAMPIORINA NY MINO NY TENIN'ANDRIAMANITRA

| | 07. Ala.V man Epifania
Gen 15.1-6/ Lio 5.1-11/ Rom 4.13-25

| | 14. Ala.VIman. Epifania -Alahadin'ny Baiboly
2 Tant 34.29-33/ Jao 6.60-71/ Heb6.13-20

FJKM Fahazavana

FJKM KATEDRALY ANALAKELY