ONIVERSITY FJKM RAVELOJAONA
“ Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” (2 Tim. 1 : 8 a)
“Dia hataon’I Jehovah ho lohany hianao, fa tsy ho rambony” 5 ( Deot 28: 13)
Préinscription: Fandrotsahana ny Vola 10.000 Ar arotsaka amin’ny Banky:
FJKM ONI
BOA B Antaninarenina
00009 05020 1 100 111 013 773
Famoronana “Dossiers”
Taratasy fangatahana amin’ny anaran’ny “Recteur ny Oniversity”.
Photocopie ny diploma na Attestation ny Bac.
Taratasy fandrotsahana vola tamin’ny Banky.
Aterina amin’ny Foibe FJKM Analakely ny taratasy manamarina ny nandrotsahana ny vola tany amin’ny Banky sy ny “Dossier” noforinina , fara-fahatarany ny Zoma 27 Oktobra 2017.
Tanterahin’ny Mpampianatra ny “Selection de Dossiers”.
Manomboka ny Alatsinainy 6 Novambra 2017 ka hatramin’ny Zoma 24 Novambra 2017 ny« Inscription : 80.000 Ar.
Ny Alahady 26 Novambra 2017, tolakandro no ho tanterahina ny fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny fisokafan’ny taom-pianarana.
Ny Alatsinainy 27 Novambra : Fanombohan’ny taom-pianarana.
Ny Toerana misy ny Sekoly : GILPIN AMPANDRANA.