Komity Mahajery
Fampahafantarana sy fiantsoana
Fampahafantarana sy fiantsoana
Fanasana
HAFATRA HO AN’NY SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA “Miorena tsara aza miova, … ry lehilahy mahery”(I Kor. 15, 58; Mpits. 6, 12b)…
SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE FJKMNitokana ny Fiangonana Tsimafana SP 36 « Mifohaza tsara, miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ny…
Teny hovakina sy hotorina
Fandaharana iombonana 1-Feonjavamaneno 2-Fiarahabana Apostolika11 3-Fiantsoana sy fiderana an’Andriamanitra Salamo 101.1-4 HF 13 Vavaka 4-Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra Fotoana Sekoly Alahady…
Mamaly ny faharatsiana ny Tompo. Ao anatin’ny vanim-potoan’ny Karemy tanteraka isika izao. Vanim-potoana andinihan-tena. Raisina ho eo anoloantsika ny…
Fanompoampivavahana Ny Foibe FJKM dia manasa ny Mpitandrina sy ny kristiana FJKM rehetra hiombona amin’ny Fanompoampiavavahana hitondrana amam-bavaka ny firenena…
HAZAKAZAKA MASINA Ny Foibe FJKM dia miantso ny zanaky ny Fiangonana FJKM rehetra izay manana fanomezam-pahasoavana amin’ny famoronana hira sy…
FJKM AMBATONAKANGA 1. FOTO-KEVITRA IJOROANY Ny anarana hoe: “DORKASY” dia nalaina avy amin’ny tantaran’ilay vehivavy mpanao asa soa sy fiantrana…