Famoahana Mpiasa vaovao 2018.
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a) FANASANA « Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10 VAVOLOMBELONA MAHATOKY…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a) FANASANA « Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10 VAVOLOMBELONA MAHATOKY…
MIATRIKA NY FAHA 150 TAONA, MIZOTRA NY ASA “ ………Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.” Apokalypsy 21 /5 Isaorana an’Andriamanitra fa…
Sahia mitory ny fahamarinana Ny Perikopan’ny Testamenta Vaovao izay voarakitra ho amin’ity volana Jolay ity no horaisintsika mba hamoahana ny…
FJKM Ziona Vaovao Paris Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i…
Tontosa soamatsara ny Alahady 06 Mey 2018 lasa teo ny fanokanana ireo diakona mianadahy tao amin’ny FJKM QUEBEC CANADA.…
Sahia mitory ny fahamarinana Mandray ny volana faha fito amin’ny taona sahady isika. Amin’izany, no ibanjinana ny lohahevitra hoe :…
Ny Fitsipika anatiny Ny Fotodalana dia toy ny lalampanorenan’ny Fiangonana. Ao no miraikitra ny foto-kevi-dehibe rehetra itondrana ny fiangonana. Tsy…
Sampana FIFohazana FOIBE FJKM Nanatanteraka vavaka fifadian-kanina Tontosa ny Sabotsy 30 Jona 2018 teo ny vavaka fifadian-kanina niarahana tamin’ny Sampana…
FIANTSOANA Antsoina ny Fianakaviana sy ny Taranaka zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP 11) , na ny akaiky na ny lavitra…
Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo Raha ny Soratra Masina no iaingana dia tsy miafina amin’ny Mpamaky azy fa hatrany am-boalohany…