• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny kristiana

  • Fiainan’ny kristiana

FJKM Ankadifotsy (SP 19) / Rainandriamampandry .

Rainandriamampandry olom-piangonana no sady olom-panjakana. Nahavory olona maro tetsy amin´ny FJKM Ankadifotsy ny tolakandron´ny Alahady 14 Oktobra 2018 teo ny…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

FMBM / Application FI. A. FI

FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY, VITA NY “APPLICATION FI.A.FI.”AMIN’NY ANDROÏD   Fifaliana ho an’ny FMBM “Fikambanan’ny Mampiely Baiboly Malagasy” no manolotra fitaovana…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

Zanaky ny Mpitandrina FJKM/ Fihaonambe I

FIHAONAMBEN’NY ZANAKY NY MPITANDRINA 2018. Hotanterahina ny 26,27,28 Septambra 2018  ny FIHAONAMBE VOALOHANY ho an’ny ny Zanaky ny Mpitandrina  FJKM…

Fiainan'ny kristiana, Fifandraisana, Vaovao farany

Fihinanana KATY sy KOLA ???

Ny Fiangonana manoloana ny fihinanana katy sy kôlà Izany no lohahevitra noraisin’Atoa TOTO Jean Casimir, mpiomana ho mpitandrina, tamin’ny lahatsoratra…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Tafika masina / Antanimbaribe ( Kandreho)

Vavolombelona aho Nanatanteraka Tafika Masina iombonana tany Antanimbaribe ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara Foibe (AFF) niaraka tamin’ny Vehivavy Sakaizan’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Alahadin’ny Aumônerie / FANASANA

             Ry havana , Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

SETELA FJKM / 25 Taona

MANOMANA NY IVON’NY FANKALAZANA NY FAHA-25 TAONANY Mankalaza ny faha 25 taona niorenany ny Sehatra Teolojika ho an’ny Laika amin’ity…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

RABEMILA Yvette/ 50 T maha- Mpitandrina

FANASANA « Hisaotra ny Tompo  lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo  amiko ary…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Pasteur RAZAKAMANANA Mercia / Fisotrondronono.

FANASANA  Hiditra amin’ny fotoana hisotroany ronono ny Mpitandrina RAZAKAMANANA Mercia  rehefa nahavita ny asa fanompoana ny Tompo amin’ny maha-mpitandrina azy nandritry…

Fiainan'ny kristiana, Tahiry, Vaovao farany

Pasteur RABEMILA / Jobily volamena

Ramatoa RABEMILA Yvette Mankalaza ny jobily volamena faha-50 taona maha-Mpitandrina «  Hisaotra an’i Jehovah lalandava aho ; ho eo am-bavako mandrakariva…

Fiainan'ny kristiana, Tahiry, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.