Aza manao toy ny Fariseo sy ny mpanora-dalana!

Matio 23.1-12

Matio 23.1-12

Aza manao toy ny Fariseo sy ny mpanora-dalana! Mampitandrina ny mpianany sy ny vahoaka izay nihaino Azy i Jesoa, noho…

Hafatra ho an’ny mpitondra fanjakana

Salamo 2.7-12

Salamo 2.7-12

Hafatra ho an'ny mpitondra fanjakana 1- Avy amin'Andriamanitra ny fahefana Raha jerena amin'ny ankapobeny ny Testamenta Taloha dia ahitana fa…

Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena.

Matio 1. 18-25

Matio 1. 18-25

Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena. Raha mba tahaka an'i Josefa avokoa ny lehilahy manam-bady rehetra dia hilamina sy hirindra kokoa…

Fananarana ho an’ny mpino:

Romana 16. 17-20

Romana 16. 17-20

Fananarana ho an'ny mpino: Fananarana sy tsodrano no amaranan'i Paoly ny Epistily ho an'ny Romana. Ireto no asainy hotandremana: 1-…

Ny fahatongavan’ny Mesia

Mika 5.1-5

Mika 5.1-5

Ny fahatongavan'ny Mesia Anisan'ny mpaminany nanambara mialoha ny hiavian'ny Mesia ny mpaminany Mika. Toy izao ny fahitany izany: 1- Ao…

Ny fahatongavan’ny Mesia

Isaia 11:1-9

Ny fahatongavan'ny Mesia 1- Miseho amin'ny endrika feno fanetren-tena Noharin'ny mpaminany Isaia amin'ny hazo voakapa ny fianakavian'i Jese. Ny anaran'i…

Ny vokatry ny fahotana.

Genesisy 3.9-15

Genesisy 3.9-15

Ny vokatry ny fahotana. 1- Simba ny fifandraisana Aminy. Rehefa nanohitra ny sitrapon' Andriamanitra i Adama sy Eva dia nahatsiaro…

Ny fanampiana ny voafonja.

Filipiana 4.10-19

Filipiana 4.10-19

Ny fanampiana ny voafonja. 1- Mariky ny fandavan-tena ho fanampiana ny hafa. Tamin'ny fotoana nigadran'i Paoly no nanoratany ity Epistily…