Antso ho amin’ny fibebahana
Sal 51. 1-12/Hira 351: 1/Mofonaina/Vavaka
Hosea 14. 2-4
Antso ho amin'ny fibebahana 1. Ry Isiraely ô, miverena Mifantoka kokoa amin'ny fiantsoana ho amin'ny fibebahan'i Isiraely izao perikopa izao.…
Sal 51. 1-12/Hira 351: 1/Mofonaina/Vavaka
Hosea 14. 2-4
Antso ho amin'ny fibebahana 1. Ry Isiraely ô, miverena Mifantoka kokoa amin'ny fiantsoana ho amin'ny fibebahan'i Isiraely izao perikopa izao.…
Sal 93.1-5 / Hira 167:1 / Mofonaina / Hira 415: 1
Lioka 24. 44-53
Alohan'ny nialan'i Jesoa teo amin'ny mpanara-dia Azy sy nampiakarana Azy any an-danitra dia nampahatsiahiviny ireto: 1. Ny fibebahana sy ny…
2 Petera 3.5-10
2 Petera 3.5-10
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo 1. Tsy tiany hisy ho very ny mpino Ary hotoriana amin'izao tontolo izao ity…
2 Timoty 2. 19-21
2 Timoty 2. 19-21
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo. Manoloana irco fahavalo mandozan'ny Fiangonana, ka mahatonga ireo sasany mamadika ny finoana; eto amin'ity…
Marka 4. 10-20
Marka 4. 10-20
Ny fomba handovana fanjakan'Andriamanitra 1. Ampahafantarina ny mpianatra « Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; …» (And.…
2 Mpanjaka 17.6-13
2 Mpanjaka 17.6-13
Andriamanitra mitsara ny olona 1, Rehefa manadino ny fitondrany «…Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ho afaka…
Asan'ny Apostoly 5. 29-32
Asan'ny Apostoly 5. 29-32
Ny olona mijoro ho vavolombelon'i Kristy 1. Mankato ny tenin'Andriamanitra « ... Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.»…
Salamo 30. 1-5 - FF1 - Vavaka - FF 39
Ny olona miambina 1. Miasa amin'ny finoana «…fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao anatrehan'Andriamanitro.» (And. 2) Nazoto nivavaka ny…
Marka 1. 1-8
Marka 1. 1-8
Ny mpitory ny filazantsara 1. Feno fanetren-tena « Ary Jaona nitafy lamba volon-drameva; ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany… »…
Apokalipsy 5. 13b - FFPM 171 - Vavaka - FFPM 790
Jesoa Kristy Tompon'ny fahefana 1. Mahafantatra ny ataon'ny olona «Fantatro izay onenanao, dia ao amin'ny itoeran'ny seza fiandrianan'i Satana… »…