Fantaro ny Soratra Masina sy ny herin’Andriamanitra
(Sal 18:46-50/Hira 171:1,3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira133:2,5)
Marka 12. 24-27
Tsy mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty ny Sadoseo. Nihevitra ny handresy lahatra an'i Jesoa izy ireo amin'izany ka nanao…