Miantso ho amin’ny fibebahana ny Tompo satria
Sal 71. 1-3/ Hira 332: 2, 1/Mofonaina / Vavaka
Apokalypsy 3. 14-22
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo satria Ny Fiangonana tao Laodikia dia nanan-karena, nirehareha fatratra noho ny heriny sy ny…
Sal 71. 1-3/ Hira 332: 2, 1/Mofonaina / Vavaka
Apokalypsy 3. 14-22
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo satria Ny Fiangonana tao Laodikia dia nanan-karena, nirehareha fatratra noho ny heriny sy ny…
Sal 75. 1/ Hira 12: 1/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka
Asan'ny Apostoly 3. 17-21
Rehefa avy niteny tamin'ny vahoaka i Petera ny amin'ny nananganany ilay lehilahy malemy teo amin'ny vavahady (Itsaraendrika) dia niteny tamin'izy…
Sal 81. 1-4 / Hira 452:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka
2 Timoty 2. 22-26
Ny fomba enti-miady amin'ireo mpanohitra Andosiro ny zava-dratsy ironan'ny tanora fanahy (DIEM). Izay ambara eto dia ny filan'ny nofo ao…
Sal 89. 1-3 / Hira 445:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / 445:3
Lioka 13. 1-5
Mibebaha tsy ho tra-doza Raha misy loza mitranga eo amin'ny fiainan'ny olona iray, iza no omen-tsiny na an'iza ny fahadisoana?…
Sal 96. 1-4 / Hira 639: 1 / Mofonaina / Vavaka
Hebreo 6. 1-8
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo Tenin'Andriamanitra hain'ny be sy ny maro ny hoe: "Isika tsy mba naman' izay mihemotra…
Sal 97. 1-5/Hira 382: 1/ Mofonaina/Vavaka
Lioka 3. 7-14
Miantso antsika ny Tompo 1. Ho amin'ny fibebahana marina Eto dia mahatsapa ireto vahoaka ireto fa tsy mendrika teo anatrehan'Andriamanitra,…
Sal 103. 1-5 / Hira 409:1, 3 / Mofonaina / Vavaka
2 Tantara 30. 1-9
Ny fialana amin'ny lalam-pahotana hiverina amin'Andriamanitra dia fepetra takiana amin'ny antsom-pibebahana atao amin'ny Zanak' Isiraely. Izao no voasoratra "Ry zanak'…
Sal 67. 1-7/Hira 295: 1/ Mofonaina/Vavaka
Apokalypsy 2. 12-17
Antso ho amin'ny fibebahana ny Tompo Rehefa tsy nahomby tamin'ny fiezahany hampisaraka ny Zanak' Isiraely tamin'i Jehovah i Balama, dia…
Sal 85. 1-4/ Hira 365: 1/ Mofonaina/ Vavaka
Marka 1. 14-15
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo Hanambara sy hanatanteraka ny fanjakan'Andriamanitra no nahatongavan'i Kristy teto an-tany (Mat 4. 17). Eto…
Sal 33. 1-5 / Hira 543: 1 / Mofonaina / Vavaka
Asan'ny Apostoly 8. 18-24
Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo 1. Anton-javatra diso no manosika ny olona hikatsaka fanomezana Raha nahita ny fametrahan'ny Apostoly…