Ireo ady sarotra natrehan’i Jesoa
Sal46,1-3 / Hira: 100 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 98
Matio 27, 45-56
Ireo ady sarotra natrehan'i Jesoa 1- Aizina "…Dia maizina ny tany rehetra…" Rehefa novonoina Jesoa Ilay fahazavan'izao tontolo izao dia…
Sal46,1-3 / Hira: 100 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 98
Matio 27, 45-56
Ireo ady sarotra natrehan'i Jesoa 1- Aizina "…Dia maizina ny tany rehetra…" Rehefa novonoina Jesoa Ilay fahazavan'izao tontolo izao dia…
(Sal 83,1-3 / Hira: 88 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: 107)
Matio 26. 47-56
Jesoa Tompo 1- Mahafantatra tsara ny toetran'ny olona "Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto" (and 50): Na dia samy hafa…
(Sal 137,1-6/Hira: 16/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira:684)
Salamo 84. 1-7
"Manina sady vonton'alahelo ny kianjan'i Jehovah ny fanahiko" Ny olona tsy mahafoy ny fitoerana Masina: 1- Manambara mazava ny fahatsarany…
(Sal 56.10-13 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 29.1,2)
1 Tesaloniana 4. 13-18
Nisy fanontaniana tena nanahirana ny sain'ny Tesaloniana ity: Ny Kristiana izay maty amin'izao fotoana izao ve tsy mba hanana anjara…
(Sal 119.73-80/Hira 2.1.3/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira334)
Lioka 24.44-49
Tsy maintsy ho tanteraka izay reheira nambaran'ny Teny; Tamin'ny fotoana niarahan'i Jesoa Kristy niaina tamin'ny mpianany tety ambonin'ny tany dia…
(Sal 54 / Hira 242.1,4,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira357.1,3)
Asan'ny Apostoly 14. 11-18
Efa mahafantampantatra ny momba izany fivavahana izany ihany ny olona tao anatin'ny faritra nandehanan'i Paoly sy Barnabasy hitory ny filazantsara.…
(Sal 135.1-7 / Hira 166.1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 460.2,4)
Apokalypsy 22. 1-5
Hisy ny onin'ny ranon'aina ho an'ny olona. Tsy afaka misaraka amin'ny rano ny fiainan'ny olombelona amin'ny maha olona azy. Fantatr'Andriamanitra…
(Sal 18.1-6 / Hira 172 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira128.1,2,3)
2 Samoela 22.47-51
Velona Andriamanitra Mino tanteraka i Davida fa velona ny Andriamanitra ivavahany. Velona Izy ka nitady izay fomba rehetra hahavelona ny…
(Sal 42.1-5 / Hira23.1,2 / Vavaka/ Mofonaina / Vavaka/Hira444.1,4)
Jaona 6. 47-58
Ny "mana" teo amin'ny fiainan'ny olona Nomen'Andriamanitra avy any an-danitra ny mana rehefa nangataka hanina ho azy ny olona (Eks…
(Sal 117/Hira15:1,2,3,4/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira445:1,2)
2 Korintiana 3.1-6
Ianareo no taratasiko Misy ny taratasy sy ny epistily fa misy koa ny atao hoe taratasy epistily filazan-tsoa. Raha nahavita…