Tsapanao ve fa fanasin’ny tany sy fahazavan’izao tontolo izao ny Fiangonana?
Matio 5. 13-16
Matio 5. 13-16
Tsapanao ve fa fanasin’ny tany sy fahazavan’izao tontolo izao ny Fiangonana? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Matio 5. 13-16
Matio 5. 13-16
Tsapanao ve fa fanasin’ny tany sy fahazavan’izao tontolo izao ny Fiangonana? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
1 JAONA 2.1-2
1 JAONA 2.1-2
I Kristy no mpisolo vava Ny mpino resy lahatra dia mieritreritra mandrakariva izay hialana amin'ny fahotana . Andriamanitra dia mazava…
JODA 17-25
JODA 17-25
Mba hiorenana amin'ny fanavotan'i Kristy sy hahazoana miaro ny finoana masina dia tsara ny : 1-Mitadidy ny fampianaran'ny Apostoly Manoloana…
MATIO 18.10-14
MATIO 18.10-14
Ny mino navotan' i Kristy 1-Tsy manao tsinontsinona ny madinika I Matio milaza amintsika mpamaky ny tsy tokony hanaovana tsinontsinona…
2 KORINTIANA 13.1-4
2 KORINTIANA 13.1-4
Miorina ao amin'ny Tompo ny mino noho ny : 1-Tenin'ny vavolombelona Paoly Apostoly no manoratra ho an'ny Korintiana amin'ny alalan'izao…
Ohabolana 22:4-6
Ohabolana 22:4-6
Amin'ny maha mpino anao, misy akony eo amin’ny fiainanao ve ny fanabeazana fony fahazazana’? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
NOMERY 17.9-14
NOMERY 17.9-14
Izay hiorenan'ny mino 1 - Amin’ny alalan'ny vavaky ny mpanompo Raha nikomy teo anatrehan’Andriamanitra ny zanak'Israely, nimonomonona tamin’i Mosesy, izay…
Marka 10.41-45Jesoa Kristy mampiorina ny mino
Marka 10.41-45Jesoa Kristy mampiorina ny mino
Tsy maintsy ilaina ao amin'ny fiainanao ve ny fanetren-tena? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
I Korintiana 15:1-11
I Korintiana 15:1-11
Maty i Jesoa Kristy 1- Noho ny fahotantsika Voaresaka sady miverimberina ao amin'ny Soratra Masina ny teny hoe “fahotana”. Ny…
ISAIA 48.11-22
ISAIA 48.11-22
Nisafidy anao ho mpanompony Andriamanitra . Mba feno fankatoavana ny teniny ve ianao tamin'izay nifidianany anao ? Sampana Sekoly Alahady…