Mampiorina antsika ny Fanahin’Andriamanitra
GENESISY 41.37-46
GENESISY 41.37-46
Mampiorina antsika ny Fanahin'Andriamanitra Sahiran-tsaina ny mpanjaka noho izy nanonofy hafahafa . Nampiantso an'i Josefa izy mba hanambara aminy ny…
GENESISY 41.37-46
GENESISY 41.37-46
Mampiorina antsika ny Fanahin'Andriamanitra Sahiran-tsaina ny mpanjaka noho izy nanonofy hafahafa . Nampiantso an'i Josefa izy mba hanambara aminy ny…
MARKA 13.9-11
MARKA 13.9-11
Mialoha ny farany... Nanatona an'i Jesoa ny mpianany vitsivitsy , dia i Petera sy Jakoba ary Jaona sy Andrea ka…
Rehefa ny Fanahin'i Jehovah no mitoetra amin'ny olona ... Ity faminaniana ity dia milaza ny amin'ny hivoahan'ny mpanjaka iray izay…
2 KORINTIANA 3.1-6
2 KORINTIANA 3.1-6
Torio amin'ny fo madio ny Filazantsara Nisy niampanga i Paoly fa hoe olona midoka tena , ka izany no anisan'ny…
EZEKIELA 37.1-14
EZEKIELA 37.1-14
Atsangano ny maty ! Nentin'ny Fanahy nankany amin'ny lohasaha feno taolana i Ezekiela Mpaminany mba hanambarany ny sitrapony : 1-Ankatoavy…
MATIO 10 16-20
MATIO 10 16-20
Maniraka ny mpianany i Jesoa "Indro Izaho maniraka anareo..." Jesoa no maniraka ny mpianany . Mila fiomanana ny iraka :…
ASAN'NY APOSTOLY 11.1-18
ASAN'NY APOSTOLY 11.1-18
Ny Fanahy Masina dia mikasa ho famonjena ny olona rehetra Nanome tsiny an'i Petera ny Jiosy mpino satria nandray ny…
LIOKA 2.22-32
LIOKA 2.22-32
Jesoa irery no mitondra famonjena Tonga ny fotoana izay hitondrana an'i Jesoa zaza hatolotra ho an'ny Tompo araka ny lalàna.…
DEOTERONOMIA 34.5-9
DEOTERONOMIA 34.5-9
Maneho ny maha- mpiahy Azy ny Tompo 1-Maty i Mosesy Na dia nahavita be sy nahery teo amin'ny asany aza…
MPITSARA 3.9-11
MPITSARA 3.9-11
Mampiorina ny mino ny herin'ny Fanahy Masina Nanao izay ratsy teo imason'i Jehovah ny Israely (and7) . Vokatr' izany dia…