Ny Fanahy Masina
JAONA 14.15-26
JAONA 14.15-26
Ny Fanahy Masina 1-Monina ao amin'ny mpino Nambaran'i Jesoa Kristy mazava tsara eto fa ny mpianatra , ny mpino manaiky…
JAONA 14.15-26
JAONA 14.15-26
Ny Fanahy Masina 1-Monina ao amin'ny mpino Nambaran'i Jesoa Kristy mazava tsara eto fa ny mpianatra , ny mpino manaiky…
MATIO 12.14-21
MATIO 12.14-21
Ny olona manana ny Fanahy Masina Hitantsika eto ny fihetsika nataon'i Jesoa Kristy manoloana ny fahavalo mitady hifofo ny ainy…
SALAMO 104.24-30
SALAMO 104.24-30
Ilay Andriamanitra Mpahary Maneho ny maha-Mpahary an'Andriamanitra ity Salamo ity . Fahariana tanterahiny amin'ny alalan'ny asan'ny Fanahiny tafapaka amin'ny zava-boahary…
ISAIA 42.1-4
ISAIA 42.1-4
Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Mifamato-piainana amin'Andriamanitra Miavaka ity mpanompo nofidin'Andriamanitra sy irahiny hitondra fanafahana ho an'ny olona ity .…
1 KORINTIANA 12.12-13
1 KORINTIANA 12.12-13
Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino 1-Fifamenoana Hoy ny and 12 : "Fa tahaka ny tena iray ihany ,…
2 MPANJAKA 2.9-14
2 MPANJAKA 2.9-14
Andriamanitra no Tompon'ny fahefana rehetra Ny tantaran'ny niakaran'i Elia ho any an-danitra no Soratra Masina ho antsika anio. 1-Nampiakatra an'i…
JAONA 3.9-15
JAONA 3.9-15
Ny Zanak'olona no fanavotana ho antsika Tsy azon'i Nikodemosy ny zavatra nolazain'i Jesoa mikasika ny fahateraham-baovao . 1-Ny fahatongavan'ny Zanak'olona…
ASAN'NY APOSTOLY 1.6-11
ASAN'NY APOSTOLY 1.6-11
Ny fanomezana ny Fanahy Masina Isan'ny zava-dehibe nolazain'i Jesoa tamin'ny mpianany taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty ny fampanantenana ny handatsahan'Andriamanitra ny…
ROMANA 5.1-5
ROMANA 5.1-5
Efa namonjy antsika ny Tompo Mitaona ny mpamaky ny mpanoratra mba hahaizany misaotra an'Andriamanitra noho ny fahasoavan-dehibe izay nomena antsika…
2 SAMOELA 23.1-7
2 SAMOELA 23.1-7
Ny mampiavaka ny olom-boahosotra Ny olom-boahosotra dia itoeran'ny Fanahin'Andriamanitra . Anisan'ireny i Davida mpanjaka . Hita miharihary amin'ity tononkira ity…