SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.
SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…
SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…
FANTARO NY ZAVATRA REHETRA Ny fanadihadiana manaraka eto, dia ijerena izay tokony hahatonga ny Fiangonana hahay mitantana ny olona ao…
Manolotra ny fiainany ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoana isongadinan’ny loko litorjika fotsy ny Fiangonana ankehitriny. Ny loko fotsy izay…
Fahaiza-mitantana NATERAKA HO « MANAGER » NY VEHIVAVY ! Misy teny hoe “tanana” (main) ao amin’ny manager, ary misy teny “menagère” koa. Akaiky…
MAMONO OLONA : BIBLIKA FA TSY KRISTIANA Fotoana iresahana ny Fampihavanana Malagasy ankehitriny. Efa tsy zava-baovao amin’ny samy Malagasy izany mihavana…
Ny Soratra Masina dia manana fampianarana matanjaka tokoa momba ny vatana. Rehefa raisin’ny Fiangonana tsirairay anefa izany, dia tsy mitovy…
Fanahiana , ahoana ny amin’izany ? Manomboka ny taona vaovao. Fotoana fibanjinana ny hoavy izany ho an’ny ankamaroan’ny olona. Dia…
…Ho fanitsiana izay diso . Gaga ihany izahay raha nahita ny lohahevitra tamin’ny Gazety mpiseho isan’andro iray, andro maromaro lasa…
Vavolombelon’ny fitiavany ny Tompo. Ny perikopa amin’ny Alahady faha 17 sy 24 desambra 2017 no atolotra eto. Amin’izany dia tsy…
Miandry ny Tompo ny vavolombelona mino Ny Perikopa voalahatra amin’ny Alahady roa farany, volana Novambra 2017 mialohan’ny hidiran’ny Fiangonana amin’ny…