FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
Fanompoam-pivavahana fitondrana ambavaka ny ankohonan’ny Filohan’ny FJKM sy fametrahana ny fotoam-piasana 2026 eo am-pelatanan’ny TOMPO. Mijere finaritra àry o !
Fanompoam-pivavahana fitondrana ambavaka ny ankohonan’ny Filohan’ny FJKM sy fametrahana ny fotoam-piasana 2026 eo am-pelatanan’ny TOMPO. Mijere finaritra àry o !
Nosantarina tamin’ny Fanompoam-pivavahana fiderana sy fankalazana an’Andriamanitra ity fotoam-piasana 2026 ity androany Talata 06 Janoary 2026. Tao amin’ny Fiangonana FJKM…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY VATO FEHIZORO AMPITANDRANOMASINA 37 « Mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo » ( I Kor 15 :…
Ho fankalazana, ho fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra dia am-pifaliana no anasana antsika mpianakavin’ny finoana ho Tonga amin’ny fanompoam-pivavahana ho fankalazana…
Fivoriana voalohany – taorian’ny SLXX ao amin’ny CFD AMPANDRANA Fandaminana ny Alahady 19 Oktobra 2025 eny amin’ny FJKM AMBOHIMALAZA FIRAISANA…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARAEGLISE DE JESUS CHRIST A MADAGASCARCHURCH OF JESUS CHRIST IN MADAGASCAR <<Mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny…
Manentana antsika amin’ny fiombonantsika amin’izany ! Fiadanana !
Ry havana, Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa. Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe sy…
TOLOTRASA SEKRETERA JENERALY FJKM Ny FJKM, amin’ny alalan’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe, dia mitady olona ho SEKRETERA JENERALY FJKM hiasa mandritra…