Alahady 17 Novambra 2019.

Fandalinana ny BOKY JEREMIA

Jeremia 37.1-21

Akaiky ny faharavan’i Jerosalema ka:

1-Tsy misy na inona na inona azo atao intsony

Nanantena ny famonjen’ny Egyptiana azy ny Joda . Tena niala tany Egypta tokoa ireo miaramila ireo hamonjy azy , saingy ambaran’i Jehovah amin’i Jeremia fa heverina an-dàlana ireo , ka tsy ho afaka intsony i Joda. Tena ho voadoro araka ny faminaniana nolazain’i Jeremia i Jerosalema satria na ny mpanjaka na ny mpanompony na ny vahoaka dia samy tsy nihaino ny Tenin’i Jehovah  » (and2). Hoy ny Hira 358 FFPM hoe: « misy fetra ny fotoana azo amindrana fo » . Araraoty ny andro azo ibebahana .

2-Niharan’ny fisamborana i Jeremia

Nihevitra ny hody any aminn’y misy azy hikarakara raharaha i Jeremia. Nosamborina anefa izy ary natao an-tranomaizina . Tato aoriana dia natao tao an-kianjan’ny trano fiambenana izy . Tsy nisy ratsy nataony , nefa niharan’ny fampahoriana noho ny fijoroana ho vavolombelona fa manahafa an’i jesoa izay nijoro teo anatrehan’i Pontio Pilato sy ny mpitondra mba hanambara ny fahamarinana.

« Raiso ny Tenin’ Andramanitra » boky faha-6

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV