• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao farany

  • Vaovao farany

Fifidianana samihafa

Fiatrehan’ny Fiangonana ny raharaham-pifidianana Tsy ho ela intsony dia ho tafiditra tanteraka ao anaty fampielezan-kevitra isika. Ireo tomponandraikitry ny kandida…

Fifandraisana, Vaovao farany

Manjo / Mpitandrina Johnson Justin

Filazana Manjo « Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’Andriamanitra izay…

Fifandraisana, Vaovao farany

AFIFAB/ Tolotrasa Tale Radio Ambatolampy

Fifandraisana, Vaovao farany

FFKM/ SEFAMP

SEFAMP Namaky bantsilana ny fambaboana ara-toekarena eto Madagasikara Nitondra am-bavaka ny firenena sy nanatanteraka velankevitra ny Sabotsy 09 Jona 2018 lasa…

Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

FMBM/ Andron’ny Baiboly 2018.

FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY « Fa izahay dia mpiara-miasa amin’ Andriamanitra  ary ianareo no sahan’ Andriamanitra . Trano aorin’ Andriamanitra  koa…

Fifandraisana, Vaovao farany

FLM / Jobily roa sosona teny Mahamasina

Fiangonana Loterana Malagasy Namarana ny jobily lehibe roa sosona teny Mahamasina  “Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan’andro”(Asa 16:5b).…

Tahiry, Vaovao farany, Vondrom-piangonana anatiny

Mifampizara sy mifankafantatra

HAFATRA MAHASOA ! Ho antsika fiangonana FJKM maniry ny handefasana ny vaovao sy sarin’ny Fiangonana misy anareo eto amin’ny Tranokalampifandraisana…

Fifandraisana, Vaovao farany

Fampirantiana /150T- I6B Imerina

FAMPIRANTIANA Nosokafana omaly 24 -27 Aprily 2018 ny  Fampirantiana karakarain’ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka FJKM mahakasika ny fanamarihana ny faha–…

arsiva, Fifandraisana, Tahiry, Vaovao farany

AFIFAB/Rindra gasy fiderana.

FAMARANANA NY HERINANDRON’NY FIFANDRAISANA  « RINDRA GASY FIDERANA » Masoandro mody no nampalahelo, hoy ny fitenenana izay, fa dia nafana sy nahafa-po…

Fifandraisana, Vaovao farany

CEVAA / Fiofanana mpanentana Teolojika

Fanofanana andiany faharoa tao Maorisy Araka ny voalaza tamin’ny lahatsoratra voalohany momba ity fiofanana ity dia mandritra ny telo (3)…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany, Vondrom-piangonana ivelany
  • 1
  • …
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.