• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Tongasoa

  • Tongasoa

Hafatry ny Filoha

ANTSO AVO (I) Manao antso  avo izahay  mba  hanova  ny fomba fisaina sy fomba fiasa isika ka hanao  ho zava-dehibe…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Aogositra 2017 .

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA !   Aza resin’ny hakiviana Noho ny fitomboan’ny ratsy Sy fihanaky ny loza ! Aza alaim-panahy…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha .

HAFATRA fohy nefa mafonja avy amin’ny FILOHAN’ny FJKM ho an’ ireo namoy havana ,tapaka sy namana  , ireo manana ny…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha III / Jolay 2017 .

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA K’aza dia variana foana Mihainohaino ny an’ny hafa, na minia tsy hahalala ‘zao antso avo…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha II / Jolay 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara   Ka ny hamaroan’ny ratsy, ny fihanaky ny loza, ny hatevin’ito haizina izay manarona ny…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Jiona 2017

Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara ! Fa izany dia izany No faratampony tokoa Ho fitiavan-tanindrazana Fa ny firenena tiana Dia asondrotra…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha

  VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA! ALEFASO NY VAOVAO O!       Deraina ny Tompo fa miasa amin’ny fomba  tsy takatry…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Febroary 2017

  Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara!   MITSANGANA!  MANDEHANA !   Izany baiko roa sosona izany no atolotra antsika eto…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa

Hafatry ny Filoha « Vaovao Mahafaly ho anao »

  Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara !   Isaorana ny an’i JESOA KRISTY tokoa ny nahatontosana ny fotoan-dehibe teny Antsonjombe tamin’ny…

Tongasoa

Hafatry ny Filoha / Janoary 2017

VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA MISIKINA, ANDAO HANDEHA, RY FIANGONANA Ö! Araka ny efa nambara hatrany am-piandohana, tamin’ny Alahady 25…

Hafatry ny Filoha, Tongasoa
  • 1
  • …
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.