FIFA / Tolobidy Fitrandrahana ala
FILAZANA Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 15 Ha any Andanona Manjakandriana. Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanao…
FILAZANA Ny Foibe FJKM, dia mampitrandraka ala 15 Ha any Andanona Manjakandriana. Koa antsoina isika izay liana amin’izany mba hanao…
NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FJKM dia misaotra an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny Alahadin’ny Arsiva izay nomarihina manokana tamin’ny fanompoam-pivavahana sy Rindran-kira…
SYNODAMPARITANY ATSINANAN’ ANKARATRA FAHAZAVANA (FAHA38) Nanatanteraka fambolen-kazo Nifamotoana teo amin’ny ivon-toeran’ny Synodamparitany Atsinanan’Ankaratra Fahazavana (38), ny Kristiana, ny Mpitandrina sy…
KOMITIN’NY JOBILY FAHA-50 TAONAN’NY FJKM Izao taon-jobily izao dia taom-panafahana Nampahatsiahy ny tantaran’ny FJKM ny Komitin’ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM…
Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka dia manolotra anao Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato…
17Fandaharana iombonana Alahady 18 Febroary 2018 Fidirana: Feon-javamaneno na Antoko Mpihira Fiarahabana Apostolika : I Kor. 1 :3 Amena Fiantsoana…
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
TATITRA SY VAOVAO Lasy tselatra voalohany no notanterahin’ny sampana DORKASY FJKM tao amin’ny FJKM Ankadifotsy ( SP Iarivo avaradrano 19…
Notanterahana tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM , varavarana faha-201 ny fivoriana  mahakasika «  ny Tetikasa fampidirana ny olona manana fahasembanana…
IREO HAFATRA FOLO HO AMIN’NY TAONA 2018  1-Ivelomy ny taon-jobily   Voasoratra ao amin’ny Lev.25.11 hoe: “Jobily ho anareo izany…