• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao Farany

  • Synodamparitany
  • Vaovao Farany

FJKM Rasalama Ambohipotsy / Fetin’ny Batisa

Fetin’ny Batisa no nanamarihana ny Paska 2018 Tamin’ny Alahadin’ny Paska teo dia zaza miisa 26 mianadahy no nandray ny Sakramentan’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

SP IA19/ Fiofanan’ny Biraon’ny Sampana

Synodam-paritany Iarivo Avaradrano VINA:  « Sampana isam-pitandremana mino, mamiratra ary manompo » Ny zava-misy ankehitriny dia vitsy ny mpikambana ao anaty sampana…

Sampana, Synodamparitany, Vaovao farany

SP Antananarivo Atsimo / Fivoriambe I

FIVORIAMBE  VOALOHANY  2018 Hotanterahina ny Sabotsy 07 Aprily 2018 ho avy izao ny Fivoriambe  SP AA 11 voalohany  amin’ity taona…

Synodamparitany, Vaovao farany

Alahadin’ny Dorkasy 2018.

FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 07 Aprily 2018 MANOLOTRA NY  FIAINANY NY TOMPO Feonkira  fidiranaFiantsoana  sy fiderana an’ Andriamanitra -Hira   faneva  faha-…

Sampana, Sampana, Vaovao farany

SP AA11 / F. Katekomena 2018.

FIHAONAMBEN’NY KATEKOMENA         Tontosa  soamantsara  ny  fihaonamben’ny  katekomena  teto  amin’ny  synodam-paritany  Antananarivo  Atsimo  ny  Alakamisy  29  martsa  2018  lasa  teo …

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Jobily fisotrondronono/ P. Ramarosahanina A.

FJKM MALAZA FAHAZAVANA  JOBILY FISOTRONDRONONO NY MPITANDRINA RAMAROSAHANINA ANDRIANIRINA MIVADY   Notanterahina tao amin’ ny FJKM MALAZA FAHAZAVANA (SP 11)…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fihaonan’ny Zanaky ny FJKM 2018.

  Tontosa ny fihaonan’ny zanaky ny FJKM manana andraikitra eto amin’ny firenena “ Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika … Ny…

Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

FJKM Ambodihady vaovao (SP 10)

SAMPANDROFIA ANKALAMANJANA Mikarakara fitoriana filazantsara ankalamanjana lehibe ny FJKM Ambodihady Vaovao, izay tarihin’ny Mpitandrina  RAVELOSON Mamy, sy ny fiangonana manontolo.…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Misionera tany ANDRANOHILAHY ( Toliara II)

Ny dian’ny misionera tany Andranohinaly – Toliara II Ny vavaka no nampilatsaka indray ny orana Misionera 3 mianadahy no niantafika…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Misionera / vita ny 119 kaominina .

Misionera FJKM. Nahavita namangy Kaominina 119 sahady. Nanomboka tamin’ny volana Novambra 2017 no niantafika tamin’ireo Kaominina maro manerana ny Nosy…

Asa, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 69
  • 70
  • 71
  • 72
  • 73
  • …
  • 98
Sokajy
  • Synodamparitany (1158)
    • Adiresy Samihafa (47)
    • Vaovao farany (973)
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.