FFP / Antso ho Talen’ny S.A Fikarohana sy Fandalinampinoana
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…
TATITRA SY VAOVAO Lasy tselatra voalohany no notanterahin’ny sampana DORKASY FJKM tao amin’ny FJKM Ankadifotsy ( SP Iarivo avaradrano 19…
Notanterahana tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM , varavarana faha-201 ny fivoriana mahakasika « ny Tetikasa fampidirana ny olona manana fahasembanana…
IREO HAFATRA FOLO HO AMIN’NY TAONA 2018 1-Ivelomy ny taon-jobily Voasoratra ao amin’ny Lev.25.11 hoe: “Jobily ho anareo izany…
Famaranana ny faha 10 taonan’ny Aumônerie Foibe FJKM Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray…
Araka ny Foto-dàlanan’ny FJKM, and. 34, ny Filohan’ny FJKM dia sady Filohan’ny Mpiandraikitra Foibe no Filohan’ny FJKM. Tsiahivina fa ny…
« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12:35 Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tanteraka soamantsara ny fotoana tetsy Mahamasina ny Alahady 21 Jan.2018…
Nodimandry teo amin’ny faha-83 taonany RAFRANSOA Maxime Victory , Mpitandrina Ny Alatsinainy 29 Janoary 2018 tao Antananarivo Hoy ny vadiny :…
Mankalaza an’Andriamanitra noho ny faha 150 taona (1868- 2018) Tontosa ny Alahady 14 Janoary 2018 lasa teo ny fanokafana ny…
DEPARTEMANTAN’NY SEKOLY FJKM Misokatra amin’ny fomba ôfisialy ny taom-pianarana 2017-2018 Ny marainan’ny Zoma 19 Janoary 2018 no nanokafana tamin’ny fomba…