• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Vaovao Farany

  • Synodamparitany
  • Vaovao Farany

SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.

SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana  Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

IREO MAHATONGA NY OLONA HO LASA FRANC-MACON.

FANTARO NY ZAVATRA REHETRA Ny fanadihadiana manaraka eto, dia ijerena izay tokony hahatonga ny Fiangonana hahay mitantana ny olona ao…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

TOPAZA FJKM / Fandaharana iombonana

ALAHADIN’NY TOPAZA FJKM 22 Aprily 2018 HAFATRA  Ry havana , Ho amintsika mandrakariva hatrany anie  ny fiadanan’ny Tompo . Am-pifaliana…

Asa, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

Tafika masina an-drenivohitra

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) FANASANA  Fifaliana  ho anay  ny manasa anao am-pitiavana ho tonga …

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Arsiva / Fampirantiana 2018.

FOIBE ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FANASANA  Ho fanamarihana ny faha- 150 taonan’ny Isan’enimbolan’ Imerina (1868-2018). Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fanazavana perikopa Aprily 2018.

Manolotra ny fiainany ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoana isongadinan’ny loko litorjika fotsy ny Fiangonana ankehitriny. Ny loko fotsy izay…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Vehivavy mpitantana

Fahaiza-mitantana NATERAKA HO « MANAGER » NY VEHIVAVY ! Misy teny hoe “tanana” (main) ao amin’ny manager, ary misy teny “menagère” koa. Akaiky…

Fampianaram-pinoana, Sampana, Vaovao farany

Foto-dalàna sy Fitsipika/momba ny Sekoly FJKM.

Ny Sekoly FJKM Araka ny tetikandron’ny Foibe FJKM dia hotanterahina any Mahajanga, amin’ny 27- 28- 29 aprily 2018, ny andron’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fiofanana /Fitoriana ny Filazantsara .

Hetsika fitoriana ny Filazantsara Mbola ilaina ve izany eto an-drenivohitra? Tena ilaina mihitsy ny fitoriana ny Filazantsara eto Antananarivo Renivohitra. Fa…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP 12 /FJKM  Peniela Fahazavana

TAFIKA MASINA GROUPE FAMONJENA VM.M  NANDIHIZANKELY Nanatanteraka Tafika Masina tany amin’ny FJKM Peniela Fahazavana Nandihizankely akaikin’Ambanitsena SPAA 12 ny fikambanana…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 68
  • 69
  • 70
  • 71
  • 72
  • …
  • 98
Sokajy
  • Synodamparitany (1158)
    • Adiresy Samihafa (47)
    • Vaovao farany (973)
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.