Alahadin’ny FFP 2019.
FANDAHARANA IOMBONANA Alahadin’ny FFP / 22 Sept 2019 Fidirana (Feonjava-maneno na hafa) Fiarahabana apostolika Fiantsoana sy fiderana an’Andriamanitra – Sal.…
FANDAHARANA IOMBONANA Alahadin’ny FFP / 22 Sept 2019 Fidirana (Feonjava-maneno na hafa) Fiarahabana apostolika Fiantsoana sy fiderana an’Andriamanitra – Sal.…
Asaina am-pitiavana isika mpianakavin’ny finoana ho tonga hiara-hanomre Voninahitra an’ Andriamanitra noho ny faha- 75 taona niorenan’ny TOERAMPAMONJENA ZAZA (…
FIOFANANA ho an’ny MPITORITENY Ny SEFALA FOIBE FJKM dia faly mampandre sy miantso ireo MPITORITENY rehetra ato anatin’ny sahan’ny FJKM,…
SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanana Filazantsara ho an’ny isam-batan’olona ALAHADIN’NY AFF 8 Septambra 2019 Fandaharana iombonana…
Fandaharana iombonana « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 8a « Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto…
Fitaizana zaza kamboty AKANY FIALOFANA TANGAINA Mankalaza ny faha-60 taona nijoroany « … ary ny zanany hahazo fialofana »Ohabolana14 : 26b. Izany no…
Jolay-Desambra 2019
Manamarika ny faha-35 taonany Mankalaza an’Andriamanitra noho faha-35 taona niorenany ny foibe Arsiva sy tranombakoka FJKM etsy Faravohitra. Ny Alarobia…
15-17 May 2019 Vehivavy marina eo anatrehan’ny Tompo miavaka sy mahavita asa tsara » Ohab 04 :26 Alarobia15 May 2019 : …
HAFATRA HO AN’NY LEHILAHY “ Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika ry lehilahy mahery”( II Tim 1 : 8a…