Alarobia 03 Novambra 2021

MATIO 6.19-24

Tafiditra tao anatin’ny toriteny teo an-tendrombohitra nataon’i Jesoa ity perikopa ity . Fotoam-piomanana izao :

1-Koa aza mihary zava-mora lo

Zovy amintsika no tsy maniry hanankarena ? Ary fanaontsika mihitsy aza ny mangata-bavaka amin’ny mpanompon’Andriamanitra mba hahombiazan’ny izay hatao hitomboan’ny harena . Misy aza moa fivavahana izay mampianatra fa ny harena no mari-pitahiana . Ambaran’i Jesoa fa zavatra tsy maharitra ireny fa miovaova sy mora levona . Koa raha izany no hametraham-pitokisana dia handiso fanantenana antsika . Raha amin’ny fitenintsika Malagasy dia hoe : « miantehitra amin’ny hazo boboka » . Hoy i Paoly : « Anaro ny mpanankarena amin’izao amin’izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona na hatoky ny harena miovaova, fa Andriamanitra izay manome malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika » (1 Tim 6.17).

2-Koa miharia harena any an-danitra

Ny haren’ny tany dia miovaova ny sandany , mety misy handrombaka sy hangalatra ary tsy hanam-piadanana fa mampiasa saina isanandro .Koa asain’i Jesoa misafidy ny fiharian-karena any an-danitra isika eto. Ny haren’ny lanitra dia azo antoka fa tsy miova , satria Andriamanitra mihitsy no mitahiry izany . Hoy i Paoly : « Hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana izay omen’ny Tompo mpitsara marina ho ahy amin’izay andro izay , ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra tia ny fisehony koa  » (2 Tim 4.8) . Ahoana no hahazoana izany ? Azo amin’ny alalan’ny fankatoavana an’Andriamanitra amin’ny lafiny rehetra . Hoy ny voasoratra : »…Tsara izany ry mpanompo tsara sady mahatoky …midira amin’ny fifalian’ny Tomponao  » (Mat 25.23)

Fanontaniana :

Raha tonga ny Tompo , harena toa inona no hitany ao am-ponao ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Talata 02 Novambra 2021

SALAMO 73.21-28

Tafatoetra ny fon’izay miandry ny Tompo

Ao anaty famoizampo , mijery ny zavatra iainan’ny ratsy fanahy ny mpanao Salamo eto . Ary rehefa nandinika izy dia nanao fanekem-pinoana lehibe hoe : « Izaho dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy » .Mitoetra ho akaikin’Andriamanitra .

1-Very izay lavitra Azy :

Very izay lavitra an’Andriamanitra , dia ireo izay manalavitra azy noho ny tsy finoana sy noho ny fahotana . Fa hoy ny Soratra masina hoe : « Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo , ary ny fahotanareo no mapiafina ny tavany aminareo , ka dia tsy mihaino Izy » (Isa 59.2). Aringany ireo mpijangajanga , dia ireo manana andriamanin-kafa tompoina ka manolo zavatra hafa hakany ny toeran’Andriamanitra ao am-pony . Andriamanitra saro-piaro Andriamanitra ka tsy tiany hampirafesina amin’andriamanitra hafa Andriamanitra . Efa niezaka nanakaiky antsika tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy zanany Izy, fa matetika isika no manalavitra azy noho ny fahotantsika . Dia nanakaiky antsika Izy ka nampidina ny zanany tsy foiny (vakio Jao 3.16)

2-Mahatsara ny eo akaikiny

Ny mpanao Salamo dia nanao fanambarana miezinezina eto fa ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara azy , satria nosafidiany ho hany mpiaro azy Andriamanitra . Hoy ny voasoratra : »Tsara ny mialoka amin’i Jehovah , noho ny mialoka amin’ny olona  » (Sal 118.8) . Ny fisafidianana ho eo akaikin’Andriamanitra dia fanomezana toerana Azy eo amin’ny fiainantsika ka hahafahany mandray andraikitra , indrindra amin’ny zava-tsarotra atrehantsika . Ary amin’izany dia tonga vavolombelon’ ny asan’Andriamanitra isika , araka ny voalaza eto hoe :  » …mba hilaza ny asanao rehetra aho » . Ny fandraisantsika an’i Jesoa no andrasany amintsika , fa Izy efa vonona araka ny Teniny hoe : « ...ary izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy «  (Jao 6.37)

Fanontaniana :

Fantatrao ve fa misy anjara toeranao ao amin’ny Tompo ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Alatsinainy 01 Novambra 2021

FITOMANIANA 3.22-27

Olona ao anaty fahoriana sy famoizampo no miteny eto ( jereo and19 ) . Mipololotra ny vavaka ataony . Nitodika tamin’Andriamanitra izy ka ambarany fa ny fisaintsainana Azy no mampitoetra .

1-Andriamanitra mpamindra fo (and22-24)

Fotoana fohy ihany no haharetan’ny fahatezeran’Andriamanitra , fa ny fitiavany lehibe kosa tsy manam-pitsaharana .Araka ny voalaza hoe: « Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany , nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany . Amin’ny hariva dia misy fitomaniana tonga hivahiny miloaka alina , fa nony maraina kosa dia misy fihobiana «  (Sal 30.5) .Tahaka izany hatrany ny fitantanan’Andriamanitra ny fiainantsika . Noho ny fanekena nataon’Andriamanitra tamin’ny olona dia manana drafitra manokana ho antsika Andriamanitra . Tafiditra ao anatin’ny drafi-pamonjena izany ny nanirahany ny zanany , dia Jesoa hamonjy antsika .

2-Andriamanitry ny fanantenana (and 25-27)

Ny fahatsaran’ny Tompo dia miseho amin’ny famindrampony amin’ireo miandry Azy amin’ny fanetrentena sy am-pibebahana marina. Raha misy zavatra tsara azo antenaina eto amin’ity tany onenantsika ity dia tsy misy miohatra an’Andriamanitra satria tsara Izy amin’izay manantena Azy . Ny hoe : manantena eto dia izay mitady marina Azy . Tokam-po fa tsy mitady famonjena amin’ny hafa , fa tsy misy anarana hafa . « Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa , fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena  » (Asa 4.12). Amin’izany , Ilay Andriamanitry ny fanantenana dia ilay mandray andraikitra hahatanteraka ilay fikasana tsara ao anatinao izay anaty famoizampo , hanova ny fiainanao ho amin’ny tsara hatrany . Hoy i Jesoa : « …Izaho avy mba hananany fiainana , sady hananany be dia be » (Jao 10.10b)

Fanontaniana :

Tafatoetra ao amin’Andriamanitra ve ianao ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

SP Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara (31)

ANARANA SY FIFANDRAISANA

Biraon’ny SP

FPS : NIRINARISON  Emile  Johnson  William 

         (032 61 375 38/033 23 138 20/034 63 011 82) – nirinarisonjohnsons@yahoo.fr

FM1   :                            RAJOELINIAINA Hajamanana Ignace,Mpit   (033 14 261 81 /034 14 261 81)

FM2   :                            RADAVIDA  Alphonse (034 17 677 22)

MSF : RASOARIMANANA Zafinantoandro Violette Malala,Mpit  (034 20 394 15)

MSV  :                            ZANAHITA Joseph   (Laika) (034 45 828 67)

MPV  :                            RAMAROZATOVO  Daniel  (Laika) (034 92 484 08)

MLS :  RAZAFINIMANANA Rivo Mamitiana,Mpit  (033 11 785 48/ 034 12 753 29)

MB  : RAKOTONARIVO Gabrielsen

           DIMITRI Jean Clément  (034 06 620 10)

           KAVY Véronique  (034 74 666 05)

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana MPItandrina

Filoha                 : RADIMBINIMARO Abela – 034 10 912 12              

Filoha Mpanampy   :                               RANDIMBISON Avotra Miora Manitra – 0349427552

Mpitantsoratra     : RAHANTA Harisoa Evelyne – 0342565843

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana FIangonana

Filoha                 :  LARO Joseph  Gilbert, Laika (034 93 891 40 /034 88 187 04)

Filoha Mpanampy   :                               RAHERIVELO Joseph Fidimanantsoa, Mpit.

                            (032 82 184 81/033 08 673 78)

Mpitan-tsoratra    :  RANDRIANARIVELO  Fenontsoa Harisambatra, Mpit.

                            (034 60 715 21 / 034 87 099 70)     

Mpandraharahan’ny Synodamparitany

–   ANDRIAMALALA Gino Philippe (033 02 425 30 / 034 13 594 40)

–   RAZAFINTSALAMA Lalao Irène (034 38 635 13)/mail: la2oirazafintsalama@yahoo.fr

Ireo Mpitandrina sy ny Fitandremana entiny

NIRINARISON  Emile  Johnson  William :

PREZIDA  SYNODALY – 032 61 375 38/033 23 138 20/034 63 011 82

AMEDE  Feno :  –

ANDRIAMANGA Haigomanantsoa : Aumonerie Militaire RM3 –
033 11 076 95/034 71 608 72

ANDRIAMAHENINTSOA Tefy Fenitra Nirina : Maromamy – 034 47 336 29

ANDRIAMAROMANANA Harry-Soa : PANIELA Brickaville – 034 07 445 55

ANDRIAMBELOSON  Ndrina  Rabemiafara : Kristy  Fehizoro – 034 21 698 92

ANDRIAMPANARIVO  Manitra  Norbert : Jerosalema Vaovao –
032 04 570 23/ 034 85 081 46

ANDRIANARISON  Solofomandimby  Nehemia : Ambodiriana – 034 60 396 56

FANKASITRAHANTSOA  Tojoanjara : Hotsika – 034 91 151 59

INDIAMANITOHANA  Fabien : Mahatsara Fiombonana :

INJAKAFENO Raveloson  Patrice : Zoara Famonjena Ankirihiry – 034 84 543 74

MBOLATIANA  Herisoanirina  Solomaharavo : Iharana – 034 13 757 02

RADIMBINIMARO Abela : Betlehema Analankinina – 034 10 912 12

RAFETRARINANJA Minoarisoa Tsivoafetra : Fit. La Réunion :
+262 692 29 16 47/+262 262 65 83 56

RAHANTA Harisoa Evelyne : Kristy Fanantenana  :  034 25 658 43

RAHERIVELO Joseph Fidimanantsoa : Betela Tanambao V –
032 82 184 81/ 033 08 673 78

RAJOELINIAINA Hajamanana  Ingace : Ranomafana-Est –
033 14 261 81/ 034 14 261 81

RAKOTOARIMANANA Mamisoa Elia : Analamalotra – 033 02 777 72/ 034 02 777 72

RAKOTOELIDERA Harinjatovo : Antsapanana – 033 43 589 89 / 034 31 624 92

RAKOTOMALALA Niry : Tranovato  Fitiavana – 034 01 455 17

RAKOTONDRAHERY Hunck Hermain : Foulpointe Fahazavana –
033 20 262 67/ 034 64 565 17

RANDIMBISON Avotra Miora Manitra : Fanandrana – 034 94 275 52

RANDRIAMIFEHY  Henintsoa  Zo Harisambatra : Ifontsy – 034 52 343 13

RANDRIANARISOA  Soloniaina  Louisette : Antetezambaro –
034 90 657 43/ 034 02 777 72

RANDRIANARIMANANA Jean  Jacques : Tolohofotsy Vaovao – 034 19 388 09

RANDRIANANTOANDRO Andriamampionona  : Ziona Salazamay :  034 43 616 32

RANDRIANOMENJANAHARY  Josoa : Saint  Danis :

RASAHOLINIRINA Tanteliniaina  Herihasina : Antetezampasika  Ivondro –
033 25 437 97/ 034 10 383 64

RASOARIMANANA Zafinantoandro Violette M : Ambila Lemaitso –
032 46 394 15/ 034 20 394 15

RATSIMBAZAFY  Henri : Filadelfia Ambalamanasy – 033 10 033 12 / 034 19 898 48

RAVELOMANAMPIRAIBE Andriamampihantona : Aumonerie Protestanta B. –
034 64 236 69

RAVOLAMANGA Véronique : Tanambao II  Fahasoavana –
032 04 103 16/ 034 38 573 66

RAZAFINIMANANA Rivo Mamitiana : Manareza Vavahady – 034 12 753 29

ZANATOTO Tilazafy Fredin : Anivorano-Est – 03493 951 74

Ireo Tale sy ny Sekoly iadidiany

TALE FPMP.31

RANDRIANANTOANDRO Andriamampionona                               –

0333764372/0324042769/0331190341

randrianantoandro_a@yahoo.fr

CP FJKM Fahazavana  Foulpointe : RAVELOSON Tiana Andrianarivony – 0325010130/0349306991   

CP FJKM Vonona Brickaville : ANDRIANAIVOSON Mihariniaina – 0345909157

EP FJKM Antsampanana : ANDRIANAIVORAVELONA Herihasina Fara Kriss – 0344786234

EP FJKM Betlehema Analakininina : RANDRIANARISOA Rindrarivelo Nadia – 0320252887/0341524448             

LP FJKM David Jones : RAVELOMANAMPIRAIBE Andriamampihantona – 0346423669      

LP FJKM Masoandro Ranomafana Est : RAJOELINIAINA Hajamanana Ignace – 0331426181/0341426181         

LP FJKM Thomas Bevan Beryl Rouge : RANAIVOSON  Lantoniaina Gidéon – 0330286476 – lycee.thomasbevan@gmail.com

LP FJKM Ziona Salazamay : RANDRIANANTOANDRO Andriamampionona
0333764372/0324042769/0331190341 – randrianantoandro_a@yahoo.fr

Atontanisa tsara ho fantatra :

SP SOFIA ANDREFANA (30)

ANARANA SY FIFANDRAISANA

Station FJKM,Ambalabe-Est

BP 44- 407 Antsohihy

Biraon’ny SP:

FPS   :                            ZAMINANO Ramaroson, Mpit. – Tél. 032 99 893 31 – 034 32 088 63

FM1 :                             TOKOTANY Max Mpit. – Zoara Famonjena Port-Bergé-032 43 404 48

FM2 :                             FLORENT Rakotoarisoa, Diakona – FJKM Faravohitra Antsohihy – 032 77 153 35

MSF : RASAMIMANANA Rijaniaina Eric,Mpit. – Ampandriankilandy – 034 40 319 08

MSV : RA-PIERRE,Diak. FJKM Tsararivotra, – Fit. Betela Tsangambato- 032 66 932 16

MPV :                             RABEMIAFARA Emile, Diakona – SAF FJKM Haute Ville Antsohihy –

         033 04 858 96

MLS   :                            JAO Natalia Nelly,Mpit. Antananambo – 034 77 265 03 – 032 53 0011 04

MB : RAZAFINDRASOA Christine, Diakona – FJKM Port-Bergé- 032 50 148 60

         RAVONIARISOA Hortensia, Diakona –                                      FJKM Ambalabe Antsohihy ;

         032 43 720 73

Mpampiasa CNaPS Matricule n° 961 863

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana FIangonana

Mpikambana :      ANDRIANANTENAINA Jean, Mpit

                         RAKOTONDRAIBE Hubert, Diakona

                         RABEARISON Devot, Diakona

                         RAMANANTSOA Jules, Diakona

                         DANIEL Ernest, Diakona

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana MPItandrina

Mpikambana :      SOAZARA Moaline, Mpitandrina                              

                         RAKOTOARIVONY Fidel Heritiana Honoré, Mpit

                         RAKOTOARIMANANA Gilbert, Mpit

                         RAMBOLOAZAFY Bemihary Paul,Mpit.

Ireo Mpitandrina sy ny Fitandremana entiny

ANDRIANANTENAINA Jean (034 93 260 00) : Andrevorevo(P.E.)

ANDRIANARIVO Joharitiana (034 26 068 08) : Tanandava

AVILAZA Tsaravita Augustin-034 32 675 92- : Ankazobe

JAO Natalia Nelly : -032 53 011 04 : -034 77 265 03 : Antananambo

RAHARIJAONA Tombozafy Marcellin-034 15 501 03 : Faravohitra Antsohihy

RAKOTOARIMANANA Gilbert-034 60 736 34 : Betela Antsangambato

RAKOTOARIVONY Fidèl Honoré-034 67 919 46 : Marovato

RAKOTOMAMPIONONA Jean-Pierre-034 37 96 47 : Ambodimanary

RAMBOLAZAFY Bemihary Paul-034 48 672 70 : Nazareta Mampikony

RANDRIANALISON Fanomezantsoa Né-Tser : Tsarahasina -034 17 656 11

RASAMIMANANA Rijaniaina Eric-034 40 319 08 : Ampandriankilandy (P.E.)

RATOVOMANANA Félix -034 66 580 89- : Malakialina

SOAZARA Moaline-032 44 987 25-033 03 825 33 : Ambalabe Antsohihy

TOKOTANY Max -032 43 404 48-034 96 088 54 : Zoara Famonjena Port-Bergé

Ireo Katekista Delege sy ny Fiangonana entiny :

JAFALY Justin : Begiroga/Ankazobe

JEAN Louis : Ambarijeby-Sud/ Ankerika :

LALAHY Chinois : Nazareta Mampikony

MADAFENO : Marovitsika Ankazobe

RABESAINA Jonah : Faravohitra : Antsohihy

RADESY Ferdinand : Ampasimatera :

RAKOTOARISOA Jean Claudin : Antonibe

RAKOTOBE Maminiaina Fenosoa : Ampampamena-Nazareta Mampikony

RA-PIERRE : Tanandava

RAMANANTENA Jean Luc : Ambalahonko/Faravohitra

RANDRIAMINO Dodo : Tsaratanana Motretry /Ankazobe

RASAMISONINA : Ambodimandresy

RATSIMANDRESY Alphonse : Ambodivongo

RATIANJARA Fabrice : Ambolobozo-Analalava

RAVAOHITA Gisèle : Tsiningia

RAZAFINANDRO Frederic : Antsahabe/Ambalavelona

SASON Jean Ferdinand : Andrevorevo

TODIZARA : Soamazava/Marovato

TSARAHARIMANANA Jean Remi : Ambendrana

TSIRESY Philibert : Mahadrodroka/Antonibe

Ireo Mpitandrina Delege sy ny Fitandremana ambany fiahiany :

RAKOTOARIVONY Fidel Heritiana : Ambodivongo

ANDRIANANTENAINA Jean                 : Andribavontsona

RASAMIMANANA Rijaniaina Eric : Andampinarosy

SOAZARA Moaline : Ambodimandresy

Ireo tale sy ny Sekoly iadidiany :

TALE FPMP.30               

CP FJKM La Colombe Marovato  : RAKOTOARIVONY Fidèle Heritina Honoré

CP FJKM Paul Minault Antsohihy  :  –

EP FJKM Fanantenana Ihobaka : RAJAONARIVELO Alain

EP FJKM Shalom Marovantaza  : RAZAFINDRAVELO Justine

EP FJKM Tsararivotra Mampikony : RANDRIANARISOA Liva Hanitrinirina

LP FJKM Mamoa Voa Tsara Port Bergé : RAJAONASY SOLOFONIRINA Christin Jacquis – 3028383840/0330460212/0346452239

Atontan’isa tsara ho fantatra

Fitandremana : 28         Fiangonana : 244                  Mpitandrina : 16 

Katekista Delege :15     Sekoly : 6                            Mpampianatra – 032

Kristiana : 19 518          Vita Batisa : 15 844                                       Mpandray FT : 4 731

SP MANDRIDRANO MPIAMBINA SOAVINANDRIANA ITASY (29)

ANARANA SY FIFANDRAISANA

Station FJKM

118 SOAVINANDRIANA

Biraon’ny SP

FPS : ANDRIAMANAMPISOA Hermane Gideona, Mpit

         03379 227 72, 034 64 473 46, – ahermanegideona2@gmail.com

FM1 : LAZA Andriamahatony Rakotondrasoa, Mpit. FJKM AHS

         Soavinandrina, 033 02 462 42

FM2 : RAKOTONDRASAMY Leon Germain, KD FJKM Ambatolampy Vaovao,

         033 14 666 40 – 034 47 043 51

MSF  :                            RAHARIVOLA Hanitriniaina Saholiarilala Nadine, Mpit.

         Fit. Ambohimandroso Finoana –       033 41 313 98

MSV :                             FANAMBINANTSOA Mamy Gervais, Diakona- Fit. Ambatoasana Peniela

         033 29 343 40 – 034 31 872 72

MPV  :                            RAZANADRAKOTO Mananjara, Diakona FJKM AHS Soavinandriana

         033 75 022 23,

MLS : MIARAMBATOSOA Fredy Simon Mpit, FJKM Mahatsinjo – 033 20 043 55

Solotenan’ny SP ao amin’ny MF: Andriamatoa RABENAIVO Faliarivola

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana MPItandrina

RAKOTOMALALA Marcel Mpit (Filoha)

RAMAROSON Bodonandriana Andriambelosoa Mpit.

RAJAONAH Lalaina, Mpit

NIVOMAMINDRAIBE Samueline, Mpit.

RAVOKATRA Andriambololona Mpit.

ANDRIANOMENJANAHARY Patrick Mpit.

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana FIangonana

RAVELOJAONA Frederic Armand Mpit

RANDRIAMANALINA Jean Baptiste,Laika

RAZAKAMADY Ndriana, Laika

RAKOTOARIVELO Gerard Mamy, Laika

RAZANAKOLONIARIVO Faliarivony, Laika

RANDRIAMIANDRISOA Ruffin Mpit

ANDRIAMANANJARA Tolojanahary Mpit.

Ireo Mpitandrina sy ny Fitandremana entiny:

RANAIVO Andrianiaina Rija :                    Morafeno Famonjena – 034 97 724 80

RAHARISOA Suzie Claudine : Mahavelona Finoana – 033 79 638 31,034 19 394 96

RAJAONAH Lalaina : Ankisabe Famonjena – 033 80 510 78,034 02 699 35

RAMINOARISOA Meritiana Lydia : Marotsingala Fahazavana-03320 552 37

RAKOTOMALALA Marcel : Tamponala Ziona Fiderana – 03314484 08,03445 615 50, :

RANDRIANOMENJANAHARY Lovasoa : Ambohitrinibe Fahazavana –
034 84 921 26

RAHARISOA Norotiana Jocelyne : Masindray – 033 63 505 47

RAHARIVOLAHANITRINIAINA Saholiarilala : Ambohimandroso Finoana –
033 41 313 98

LAZA Andriamahatony Rakotondrasoa : Andon’i Hermona Soavinan –
033 02 462 42

RAVELOJAONA Frederic Armand : Ambalavato Mananasy – 033 42 875 61, 034 12 524 30

RANDRIANANDRASANA Aimé Robert : Ambohitsimelo Faharetana –
033 03 052 28

RAVELONOMENJANAHARY Vola : Andranomanoa Fehizoro-03314758 45

NIVO Mamindrainibe Samueline : Ankaranana Ziona – 032 56 268 13,
033 25 236 25

RANDRIAMAMPIANINA René : Ziona vaovao Ampefy – 033 05 297 97

RAKOTOARIMALALA Maminiaina : Antanetibe Fitahiana – 033 06 713 85, 034 18 430 33

ANDRIAMPENOMANANA Solofo José : Nanja Firaisana – 033 28 444 18,
034 97 658 65 :

RAMANDIMBISOA Narindra Harisoa : BONARA-03422 159 91, 034 08 320 36

RASOANAIVO Andriamanantena B. : Moratsiazo Fihavaozana –
033 17 353 38, 034 15 994 51 :

RABAKOLIARISOA Lantoniaina Charline : Ampary Famonjena – 033 02 648 12

RATSIMBAZAFY : Jean Fidelson : Fandalova – 033 17 729 82, 034 48 917 45

ANDRIANOMENJANAHARY Patrick : Amperifery Finoana – 033 01 230 33

RAVOKATRA Andriambololona : Amboakazo – 033 71 495 39

RAKOTOMAMONJINIAINA David : Ambohidanerana Fahamarinana –
033 63 451 38

ANDRIAMANANJARA M. Tolojanahary : Amparaky Peniela – 033 41 405 07

MIARAMBATOSOA Fredy Simon : Mahatsinjo Fanantenana-033 20 043 55

RAMANANDRAIBE Florette : Ambatoasana Peniela – 033 03 239 73, 034 10 784 55

RAMAROSON Bodonandriana A. : Vohitsara Famonjena-03311447 30,03479 909 48

RANDRIANTINA Rojosoa Fetrarivo – 033 03 980 77, 034 60 984 13

ANDRIAMIHAJA Lanto Chantal – 034 87 518 13

ANDRIANONIMIADANA Dina Volanirina – 034 19 298 52

RANDRIAMIANDRISOA Ruffin – 033 42 963 40, 034 55 141 48 : Vohimarina

Ireo Katekista Delegé sy ny Fitandremana anompoany:

RAKOTOARIVELO Gerard Mamy : Aminamontana Fitiavana

RAKOTONDRASAMY Leon Germain : Ambatolampy vaovao

ANDRIAMBOLANIRINA Jean Pierre : Ambato Famonjena Filadel

Raiamandreny Toby Voatsinampy Soavinandriana :

Neny RAVELOARISOA VOahanginirina

034 45 616 33

Ireo Tale sy ny Sekoly iadidiany:

TALE FPMP.29 :

CP FJKM Fivoarana Ambatoasana : RASOLOFONIRINA Ada Joba

CP FJKM Fivoarana Ambohimanana : FIONONANTSOA Tokiniaina

CP FJKM La Gosena Ambohimandroso Finoana : RAZANABARY Fararanonirina – 0337417935

CP FJKM Mahazoarivo Mahavelona : RAHARIVONY Lalao – 0330666907

CP FJKM Tamponala : RANDRIANANTENAINA Roger : 339224501

EP FJKM Ambohitrakely : RAHARISOA Méline – 0330394155

EP FJKM Andakana : LANTONIRINA Richard

EP FJKM Ankijamandroso : ANDRY NOMENJANAHARY Faniry Rindratiana : 0334288043/033327368

EP FJKM Ankijana Fiadanana :  –

EP FJKM Betanimena Fanantenana : RAHANTASOA Nirina Irène

EP FJKM Bonara : ANDRIAMANAMPISOA Riri Dora

EP FJKM Dondona Vavolombelona : RANDRIAMANJATO Tahianjanahary Hery :-0330161831

EP FJKM Fidasiana : RASOAMALALA Joséphine – 0337914441/0337500264

EP FJKM Lovasoa Ambohitromby : RAJAONARIVONY Eugène :

EP FJKM Marotsingala Fahazavana : RAVAOHARIMAHEFA Faraholisoa :

EP FJKM Miadampahonina Ambohimiarintsoa : RANDRIANANDRASANA Robert 

EP FJKM Morarivo Fitiavana : RANDRIARINIAINA Hananandaza – 0331291152

EP FJKM Soamiafara Jerosalema Vaovao : RABENIRINDRAINY Finoana Edena – 0338081673

LP FJKM Soavinandriana : RAMINOSOA Mihamina Hariniaina – 0331772982/344891745

KILASIMANDRY: 01 (Hanitr’oliva Soavinandriana)

Tale: RAMBOATIANA Onintsoa Finaritra Hariniaina

Atontan’isa tsara ho fantatra:

Fitandremana:34          Mpitandrina – 031

Fiangonana : 138         Katekista Delegé : 03

Sekoly : 18                  Mpampianatra : 54

Kilasimandry :01          Toby : 01

SP MEVARANO MIRAY (26)

BP. 19 – 408 Bealanana

e-mail : Sp.mevarano.miray.26.@Fjkm.mg

Biraon’ny SP

FPS  : BERT-Gera, Mpitandrina

          034 01 415 53 – 033 41 098 17

FM1  : ANDRIANANTENAINA Hajatiana

          Fanomezana, Mpit.

          FJKM Ankaramibe 033 82 355 42

FM2  : RAHARINOSY Eliane, FJKM Befotaka

MSF  : ANDRIANTSITOHAINA Solofonjatovo

          Davidson, Mpit. – 033 08 720 89

          FJKM Betela Fitiavana Bealanana

MSV  : TSIAREMBY, Katekista Fit. Beroitra

MV    : ZAFIHASINA Freed Norbertine,

          Diakonina FJKM Betela Fitiavana

          Bealanana -033 08 704 41

          034 16 516 25

MLS  : ANDRIANTSOARIVONY Perle

          Modestine, Mpt. – FJKM Beroitra

          034 74 623 80

Mpampiasa CNaPS Matricule N° 962.152

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana FIangonana

Filoha Mpanampy :  RABEMALASON Farlin, Mpit

Mpitantsoratra      : RADOARA

Mpikambana        : RABEFALY Michel

                            MAROZE

FIlan-Kevitra momba ny FAndaminana MPItandrina

Mpikambana        :  RAKOTOARIMANANA Andriambalo Narisoa

                            RABENAIVO Mandresy

                            SUZERIN Ampiana

                            RAKOTOZAFY Falimanantsoa Heritiana

Ireo Mpitandrina sy ny fitandremana entiny

ANDRIAMIARISOA Rado Fenohasina         
Ankodohodo Kristy Fandresena – 0337871233

ANDRIANANTENAINA Hajatiana Fanomezana : Ankaramibe – 0338235542

ANDRIANOMENJANAHARY Heriniaina Rijaharisoa : Ambararatibe Fitiavana – 0330191526

ANDRIANTSITOHAINA Davidson :             
Betela Fitiavana – 0330872089

ANDRIANTSITOHAINA Perle Modestine : Beroitra – 0347462380

RAFALIMANANA Jean Luc :
Beandrarezona Kristy Fehizoro – 0330971223

RABEMALOSON Farlin – 0331510302/0331117669 : Jerosalema Fiadanana Ambatoriha            

RABENAIVO Mandresy : PE Anorotsanga – 0322503299

RADEZIMANANA Berthé : Bealanana II – 0330904040/0346186796

RAJAONARISON Ziko Edgar : Ziona Fitahiana Antsamaka – 0330629242

RAKOTOARIMANANA A Narisoa : Ambaliha – 0331306976

RAKOTOARISOA Maherinirina : Mangindrano Betlehema Fanantenana       0336737991/0340358363

RAKOTOARIVOLOLONA Jean Baptiste       : Jesorona Voafidy – 0332173805

RAKOTONDRAMANANA Voahangy Nirina :
Befotaka – 0330539850

RAKOTOZAFY Heritiana    : Maromandia – 0336399133/0341277667

RANDRIANJAKAMANANA Manitra F.          : Kristy Fanantenana Ambodiadabo     0334206024/0341375493

RASOAHAJAMANANA Veromampionona : Ambovonomby – 0348185150

RAZAFINDRAMANGA Noeline : Ambatosia – 033 13 548 31

RAZANAJATOVO Rolland Celestin : Antsahalava Kristy Mampiray – 0345245754

SAMUEL : Atsimondrano Vaovao – 0330324241

SUZERIN Ampiana : PE Bemanasy – 0347632725

Ireo Katekista Delege sy ny fiangonana entiny

BEVALA Felix : Sandrakota Miray

FELIXON : Kristy Fahazavana Andrefana

JUSTIN : Kristy Fahazavana atsinanana

Ireo Fitandremana tsy misy Mpitandrina

Kristy Fahazavana

Kristy Fihavanantsika Antelopolo

Smyrna Fanantenana Marotolana

Sandrakota Miray.

Ireo Tale sy ny Sekoly iadidiany

TALE FPMP.26               

DJAOMIZARA Armen : 343162036 :

CP FJKM Esperance Ankaramy  : TOMBO Arsène :

CP FJKM Fanantenana Befotaka Nord : RABEMANANTSOA Florent – 0331433615

CP FJKM Lovasoa Beandrarezona : ANDRIAMAROSOA Faralalaina – 0325336909/338209845/346791825

EP FJKM Ambodiadabo : ZANIZY Ernestine Clarisse :

EP FJKM Ezaka Andebodatsaka : RAVELOMASY Justin :

EP FJKM Fahazavana Marofamara Est : VANOMANANA Jean de Dieu – 0334090001

EP FJKM Famonjena Ankodohodo : RAJAOMANANJARA Alfred – 0331346601/338456396

EP FJKM Fanantenana Ankazotokana : BAKOLINIRINA Hanitriniaina Armande :

EP FJKM Fanantenana Antsambalahy : RARISONA :

EP FJKM Fanazavana Antelopolo : RAZAFINDRAMILY Léonie Stélà :

EP FJKM Fiadanantsoa Ambatoriha Est : RAONJANIAINA Voahangy Marie Louise :

EP FJKM Fonenantsoa Anjozoromadosy : RABEMIHAJA :

EP FJKM La Sagesse Andranotakatra : RAVAVIARISOA Françoise :

EP FJKM Manolotsoa Ambatoriha Ouest : RAZAFINDRAMANGA Noëline :

EP FJKM Maromandia : 

LP FJKM Ezaka Bealanana : ANDRIAMAMONJY Benjamina – 0330724576

Atontan’isa tsara ho fantatra

Fitandremana : 26 Fiangonana : 277 Mpitandrina : 24          KD – 03

Alahady 31 Oktobra 2021

EZEKIELA 43.18-27

Andriamanitra tsy mahafoy ny olony fa :

1-Miteny aminy mandrakariva (and18)

Mampahery ny vahoakany babo Andriamanitra , satria kivy tanteraka izy ireo ary nihevitra fa resy Andriamanitra sady efa nanadino azy ireo rahateo. Eo anatrehan’izany indrindra no niantso an’i Ezekiela ho mpaminany Izy , izay sady efa mpisorona rahateo ny teny hoe : « ary hoy izy tamiko » dia midika tsy mangina Andriamanitra ary ny fanirahana mpaminany dia maneho fa mbola tsy nanary ny olony izy. I Jesoa nomena antsika ,Ilay Tenin’Andriamanitra tonga nofo . Porofon’ny fitiavany antsika izany , itenenany amintsika ihany koa , ka henoy Izy fa aza odiana tsy hita .

2-Manoro izay tokony hataony (and 19)

Omen’ny Tompo eto ny refin’ny tempoly sy ny fombafomba rehetra tokony harahina , indrindra mahakasika ny alitara ary mampita izany amin’i Ezekiela . Maneho izany fa mitari-dàlana ny olony hatrany Izy ny amin’izay tokony hatao fa tsy mamela azy ireo ho ao anaty fahakiviana fotsiny . Izany toetran’Andriamanitra izany dia hita ao amin’i Jesoa koa , manoro làlana ny olona hatrany , indrindra ho an’izay very hevitra , ohatra amin’izany ilay tovolahy mpanankarena nanatona Azy (Lio 18.18)

3-Mankasitraka ny mpankato (and 27)

Miavaka ny Andriamanitra ivavahantsika . Izy tsy manao ankinafinafina na miandry kendry tohana hamelezana ny olony fa efa ambarany mialoha hatrany ny zavatra ankasitrahany , efa hatrany amin’ny bokin’ny lalàna . Safidin’ny olona sisa ny hankato na tsia, fa izay te-hahazo sitraka Aminy dia tsy maintsy manao ny sitrapony .

Fanontaniana :

Ahoana ny fahatsapanao izany Andriamanitra tsy mahafoy ny olony izany?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

MOFO/ Nov 2021

TAFATOETRA IZAY MIANDRY NY TOMPO

DATYTENY HOVAKIANA
01Fit. 3. 22 – 27
02Sal. 73. 21 – 28
03Mat. 6. 19 – 24
04Sal. 108. 1 – 6
05Sal. 27. 1 – 4
06Lio. 12. 22 – 31
07Sal. 57. 1 – 11
08 Isa. 64. 3 – 11
09Sal. 25 . 1 – 7
10Mat. 13. 36 – 43
11Sal. 112. 1 – 11
12Heb. 9. 23 – 28
13Apo. 21. 1 – 5
14Jak. 5. 7 – 11
15Sal. 33. 12 – 22
16Lio. 6. 43 – 49
17Asa. 14. 19 – 28
18Isa. 30. 18 – 22
19Mat. 7. 24 -29
20Jer. 17. 5 – 8
21Jao. 11. 21 – 27
22Isa. 40. 21 -31
23Lio. 21. 20 – 28
24Kol. 1. 21 – 23
25Isa. 49. 22 – 26
26Amo. 9. 11 – 15
271Tes. 4. 13 – 18
28Sal. 16. 7 – 11
29Lio. 1. 46 – 55
30Rom. 8. 18 -25