FANOMPOAM-PIVAVAHANA

Alahady 21 Janoary 2024

FITONDRANA AMBAVAKA

  • NY FILOHAN’NY FJKM SY NY ANKOHONANY
  • TAOMPIASANA 2024

Perikopa 2024

Jona: MIARO NY OLONY NY TOMPO

| | 16. Ala. Ill man. Trinite
1Samoela 7. 2–14 | Marka 4. 35–41 | Asan'ny Apostoly 18.5–11

| | 23. Ala. IV man. Trinite – Sampana Vokovoko Manga
1Mpanjaka 16. 8–10 | Lioka 21. 34–36 | 1Tesaloniana 5. 4–11

| | 30. Ala. V man. Trinite
Isaia 43. 1–7 | Jaona 18. 1–11 | Joda 24–25

Jolay: MIARAHA MANDEHA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

| | 07. Ala. VI man. Trinite
Salamo 68. 7–14 | Jaona 8. 12–19 | Kolosiana 1. 9–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANTANAMBAO FAHAZAVANA AMBOHIMANGAKELY (SPAA12)