Alatsinainy 29 Novambra 2023


Jakoba 5. 7- 12
Mila atao an-tsaina ny faharetana.
1- Satria tsy azo ha fainganina ny fotoana (and 7)
Na inona na inona fahanmaizana, tsy azo hafainganina ny
fahavokaran’ny fambolena. Efa manana ny fotoana napetrany ny
mpamorona ny amin’ny fahamasahany. Toy izany koa ny
fiandrasana ny vokatry ny voa izay afafintsika kristiana: tsy
maintsy miandry ny fotoana voalahatry ny Tompo isika. Hoy ny
Jakoba 1. 3 – 4: K…satria fantatro fa ny fizahan-toetra ny
finoanareo dia mahatonga faharetana. Ary aoka ny faharetana
hisy asa tanteraka, nmba ho tanteraka sy tonga ohatra ianareo ka
tsy hisy tsy ampy na inona na inona». Noho izany dia aoka hanana
faharetana, miorena tsara amin’ny finoana eo amin’ny fotoana
iandrasantsika ny fihavian’ny Tompo indray.
ve izany?
2- Ka tsy tokony hifanome tsiny (and 9)
Rehefa misy toe-javatra tsy mety, na tsy mifanaraka amin’izay
heverina ho mety eo amin’ny fiainana, dia miseho ny
fimonomononana sy ny fifanomezantsiny. Izany toe-tsaina izany
dia miteraka fahasimbana ara-tsaina sy ara-panahy eo amin’ilay
mpanome tsiny sy izay omena tsiny. Manolona ny toe-javatra
samihafa mitranga ry havana, aoka haharitra amin’ny fanantenana
fa tsy hifanome tsiny satria tsy misy olona izay tsy diso. «Fa samy
eja nanota izy rehetra, ka tsy nanana ny voninahitra avy amln
Andriamanitra» (Romn 3. 23). Miandry indray ny fihavian’ny
Tompo isika, ialao lavitry ny fiainana maha kristiana ny
fifanomezan-tsiny;
mifampimonomonona.
arovy ny
Aza
Fanontaniana:
Raha tsy mety Isara ny fiainanao, iza no heverinao ho
tompon’andraikitra tamin’izany ? Maheresy lahatra anao anefa
fiainam-panahinao.
82

Perikopa 2024

Jolay: MIARAHA MANDEHA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

| | 28. Ala. IX man. Trinite - TPM sy IFRP
Deotoronimia 31. 1–8 | Matio 4. 18–22 | Kolosiana 2. 4–7

Aogositra: MANAMASINA NY TENANY NY MPINO

| | 04. Ala. X man. Trinite
Levitikosy 19. 1–4 | Matio 7. 6 | 1Petera 1. 13–16

| | 11. Ala. XI man. Trinite - KFTM (Maritiora)
Estera 4. 6–17 | Lioka 12. 4–7 | 1Petera 1. 13–16

| | 18. Ala. XII man. Trinite - Aumônerie Nationale
Isaia 52. 11–12 | Marka 7. 14–23 | 2Korintiana 6.11–7.1

FJKM Fahazavana

Alahadin’ny SFL 2024 :

Production : FTV / FJKM