Famoahana Mpit sy Mpam

Vaovao ampitaina :

1-Famoahana ireo Mpianatra MASTERS, andiany « Ramambasoa Joseph « (2018-2020) ny Sabotsy 21 Novambra 2020 . Ambara manaraka eto ihany ny toerana hanatanterahana izany .

2-Hotanterahina ny Alahady 22 novambra 2020 tolakandro ny Famoahana Mpitandrina sy Mpampianatra anatin’ny sahan’ny FJKM . Ny toerana dia ao Antsahamanitra . Mpitandrina miisa 86 mianadahy sy Mpampianatra miisa 92 mianadahy no handray izany fanirahana izany ka ny 34 amin’ireo mpampianatra ireo dia ho any amin’ny sekoly ambaratonga fototra, ny ny 14 kosa hampianatra taranja siantifika, ary ny 44 hampianatra taranja haisoratra.

Marihana fa hanomboka ny Alarobia 11 Novambra hatramin’ny Zoma 20 Novambra 2020 izao etsy amin’ny CFD Ampandrana izany fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe izany.

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV