TOLOTRASA IRAKIRAKA (COURSIER )

TOLOTR’ASA

1-Asa ho tanterahana.

” IRAKIRAKA”  (COURSIER)

2-Toy izao ny momba izany :

-Lehilahy latsaky ny 40 taona

-Mpandray ny fanasan’ny Tompo FJKM.

– Manana fahazahoan-dàlana mitondra moto.

-Tsara fitondrantena,salama tsara,  tsy mandray zava-mahadomelina.

-Manana  traikefa  amin’ny fitondrana  moto

-Miasa amin’ny fotoana rehetra amin’ny filana irakiraka.

-Nahavita ny kilasy taona faha 9.

3-Ireo  taratasy  ilaina :

-Taratasy fanolorana  avy amin’ny Mpitandrina .

-Fanamarinam-ponenana.

-Dikasoratra nohamarinina momba ny fahazoana mitondra moto.

-Dikasoratra nohamarinina momba ny maripahaizana .

– Sary tapaka  iray (1) 4×4.

-Taratasy fangatahan’asa .

Vonona avy hatrany handray ny asa.

Ny taratasy rehetra dia aterina ao amin’ny Foibe FJKM efitra faha 206   hatramin’ny faha 15  volana Desambra  2016.

 

Ny Tonia DMV

ANDRY  Nirina  Velosoa

 

 

Perikopa 2025

Mey: MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA

| | 04. Ala. II man. Paska
Ezekiela 43. 1-9 | Lioka 4. 1-13 | Asan'ny Apostoly 16. 6-10

| | 11. Ala. III man. Paska - S. Lehilahy Kristiana
Zak. 4. 1-7 | Mar. 13. 9-11 | 1 Pet. 1. 10-12

| | 18. Ala. IV man. Paska - Mpiasa Foibe FJKM
2Sam. 23. 1-7 | Mat. 12. 22-30 | 1 Kor. 12. 1-11

| | 25. Ala. V man. Paska - Alahady FFPM
Mik. 3. 5-8 | Jao. 16. 12-15 | 2 Kor. 3. 12-18