• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

Mpitendry zavamaneno / Fihaonambe 2017 .

Fihaonamben’ny Mpitendry sy  Mpikirakira zava-maneno. Tanteraka soa aman-tsara ny fihaonamben’ny Mpitendry sy mpikirakira zava-maneno tamin’ny 13 ka hatramin’ny faha 15…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fiang / Raharaha sarotra !

Ny fandaminana ny raharaha sarotra ao amin’ny Fiangonana. Hoy ny Ntaolo hoe: “ny tanàna tsy ilaozan’adala” dia toy izany ihany…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

FJKM any Andafy / Mandalina ny finoany.

Tahaka izay nataon’ny Mpitandrina rehetra tany Antsiranana ny volana aogositra 2017 lasa teo, dia nisokatra tany Frantsa ihany koa ny…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

KFTM / 180 t namonoana ny Maritiora .

Komity Fanorenana ny Tsangambaton’ny Maritiora (KFTM) Nankalazaina tany Antseranana ny faha-180 taona namonoana ireo Maritiora . Isan-taona dia misy ny…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Tahiry, Vaovao farany

FJKM Vohiparara (SP Mananjary Pangalanes)

FJKM VAVAHADIN’NY LANITRA VOHIPARARA Fiangonan’Andriamanitra ve io ivavahanao io? Androm-pifaliana sy firavoravoana ka nisaorana an’Andriamanitra ny Alahady 27 Aogositra 2017…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

FJKM Andrainarivo Fahasoavana 150 t

Hankalaza ny Jobily faha 150 taonany ( 1869 – 2019) Holazaina fohy ny tantaran’ ny fiangonana: Havoana eo avaratra atsinanan’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Tantara sy Arsiva, Vaovao farany

FJKM Canada / Fanokanana Mpiandry

Dimy mianadahy no MPIANDRY notokanana mba  hiasa any amin’ ny FJKM any Kanada ny volana Oktobra lasa teo. Zanaky ny…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Vaovao farany

Jobily volamena / RAMINOARIVONY Berjules, Mpitandrina

  Notanterahana teny amin’ny FJKM Fiadanana Maritiora ny fanokafana andiany faharoa , ny Alahady  24 Septambra 2017 lasa teo  ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

AFIFAB / 20 T. Radio Fahazavana

FISAORANA  Isaorana ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny Fanompoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ ny fankalazana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fandalinampinoana / Silamo

TSY AZO AMPINDRAMINA HO AN’ NY FIVAVAHANA HAFA NY TRANO FIANGONANA Teo amin’ny lahatsoratra hafa, dia nanolotra ireo antony avy…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • 29
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.