FOIBE FJKM / Fisintonana Taombaovao 2018.
FITSANGATSANGANAN’NY MPIASAN’ NY FOIBE FJKM 2018. CAFE D’AMPASIMBE Toy ny fanao isantaona dia nifamotoana ny fianakaviamben’ny FOIBE FJKM ny Sabotsy…
FITSANGATSANGANAN’NY MPIASAN’ NY FOIBE FJKM 2018. CAFE D’AMPASIMBE Toy ny fanao isantaona dia nifamotoana ny fianakaviamben’ny FOIBE FJKM ny Sabotsy…
Alahadin’ny Mpitandrina Alahady 11 Martsa 2018 Antsoina ny zanaky ny FJKM Ankadimbahoaka ho tonga hiombompo amam-panahy amin’ny Fanompoampivavahana noho ny …
DATY FIHAONAMBE DIAKONA TALATA 2 – ALAKAMISY 4 OKTOBRA 2018 ********************* IVONTOERANA AMBOSITRA IVONTOERANA VATOMANDRY IVONTOERANA…
Fihaonamben’ny Katekista 28,29,30 Aogositra 2018, (misy ivon-toerana miisa 11) Lah TOERANA HIOFANANA SP MIARA-MIOFANA 1.. SAMBAVA Kristy Fihavanantsika Avaratra…
Voan-dalàna avy any ABIDJAN COTE D’IVOIRE Araka ny taratasy Fanasana nalefan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan na FKMA dia tonga…
IREO HAFATRA FOLO HO AMIN’NY TAONA 2018 1-Ivelomy ny taon-jobily Voasoratra ao amin’ny Lev.25.11 hoe: “Jobily ho anareo izany…
Araka ny Foto-dàlanan’ny FJKM, and. 34, ny Filohan’ny FJKM dia sady Filohan’ny Mpiandraikitra Foibe no Filohan’ny FJKM. Tsiahivina fa ny…
Mankalaza an’Andriamanitra noho ny faha 150 taona (1868- 2018) Tontosa ny Alahady 14 Janoary 2018 lasa teo ny fanokafana ny…
Tontosa soamatsara ny Alahady 21 Janoary 2018 , nanomboka tamin’ny 10 ora sy sasany maraina teo amin’ny Kianjaben’Imahamasina ny…
Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo.” Vaovao ny taona ka tsy aritra ny tsy hifampirary soa. Hotovin’ny Tsitoha ho anao…