Fanazavana perikopa Aprily 2018.
Manolotra ny fiainany ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoana isongadinan’ny loko litorjika fotsy ny Fiangonana ankehitriny. Ny loko fotsy izay…
Manolotra ny fiainany ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoana isongadinan’ny loko litorjika fotsy ny Fiangonana ankehitriny. Ny loko fotsy izay…
Ny Sekoly FJKM Araka ny tetikandron’ny Foibe FJKM dia hotanterahina any Mahajanga, amin’ny 27- 28- 29 aprily 2018, ny andron’ny…
Hetsika fitoriana ny Filazantsara Mbola ilaina ve izany eto an-drenivohitra? Tena ilaina mihitsy ny fitoriana ny Filazantsara eto Antananarivo Renivohitra. Fa…
TAFIKA MASINA GROUPE FAMONJENA VM.M NANDIHIZANKELY Nanatanteraka Tafika Masina tany amin’ny FJKM Peniela Fahazavana Nandihizankely akaikin’Ambanitsena SPAA 12 ny fikambanana…
Fetin’ny Batisa no nanamarihana ny Paska 2018 Tamin’ny Alahadin’ny Paska teo dia zaza miisa 26 mianadahy no nandray ny Sakramentan’ny…
FIHAONAMBEN’NY KATEKOMENA Tontosa soamantsara ny fihaonamben’ny katekomena teto amin’ny synodam-paritany Antananarivo Atsimo ny Alakamisy 29 martsa 2018 lasa teo …
FJKM MALAZA FAHAZAVANA JOBILY FISOTRONDRONONO NY MPITANDRINA RAMAROSAHANINA ANDRIANIRINA MIVADY Notanterahina tao amin’ ny FJKM MALAZA FAHAZAVANA (SP 11)…
SAMPANDROFIA ANKALAMANJANA Mikarakara fitoriana filazantsara ankalamanjana lehibe ny FJKM Ambodihady Vaovao, izay tarihin’ny Mpitandrina RAVELOSON Mamy, sy ny fiangonana manontolo.…
Ny dian’ny misionera tany Andranohinaly – Toliara II Ny vavaka no nampilatsaka indray ny orana Misionera 3 mianadahy no niantafika…
MAMONO OLONA : BIBLIKA FA TSY KRISTIANA Fotoana iresahana ny Fampihavanana Malagasy ankehitriny. Efa tsy zava-baovao amin’ny samy Malagasy izany mihavana…