• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

Foto-dàlana sy Fitsipika/ Fanavaozana tomponandraikitra

FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fanazavana ny Perikopa Jiona 2018.

Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo  “Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo”. Izany no maso ijerena ny perikopa mandritry ny efatra Alahady.…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fehinkevitra/ Synodampinoana 2018.

SYNODAMPINOANA VOALOHANY (15-18 May 2018) FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA Araka ny Fanambaram-pinoana nataon’ny Synoda Lehibe faha 17 tany Manakara (Aogositra 2012),…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana

Fananganana Fiangonana vaovao an-drenivohitra ( II)

SANTIONANY AMIN’IREO TOMBONTSOA AZO AMIN’NY FANORENANA FIANGONANA VAOVAO ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA Azo heverina fa maro no mety ho…

Fampianarana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

ARM/ Fananganana fiangonana an-tànan-dehibe ???

  MBOLA ILAINA VE NY HANANGANANA FIANGONANA FJKM VAOVAO ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA SY NY MANODIDINA? Manana vina lehibe ankehitriny ny…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa / Mey 2018.

Maneke ho havaozin’ny Fanahy Masina Soratana ho anareo ny fiadanana. Mamarana ny volana fahadimy isika, kanefa misantatra ny vanim-potoan’ny Fiangonana…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

SP 22/ Jobily Fisotrondronono PS

SYNODAMPARITANY MANANARA FIRAISANA  ( Lah. 22 ) JOBILY  FISOTRONDRONONO  ny  PREZIDA SYNODALY ANDRIAMIZEHY RAMAHASOA Rodolphe Mpitandrina, mivady.  “ Fa efa…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Tahiry, Vaovao farany

SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.

SYNODAM-PINOANA I Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana  Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Tafika masina an-drenivohitra

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a) FANASANA  Fifaliana  ho anay  ny manasa anao am-pitiavana ho tonga …

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Arsiva / Fampirantiana 2018.

FOIBE ARSIVA SY TRANOMBAKOKA FANASANA  Ho fanamarihana ny faha- 150 taonan’ny Isan’enimbolan’ Imerina (1868-2018). Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • …
  • 29
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.