Fanomanana sy Fiofanana
Ao amin’ny Fiangonana : Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia manana ny voambolana fampiasany andavanandro ka ahafantarana avy hatrany…
Ao amin’ny Fiangonana : Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia manana ny voambolana fampiasany andavanandro ka ahafantarana avy hatrany…
TANTARAN’ny FJKM QUEBEC CANADA Toy izao ny topi-maso fohy mikasika ny tantaran’ny Fiangonana FJKM Québec: Ny taona 2007 dia nisy…
Hazony ny famonjen’ny Tompo Ny Perikopa amin’ny Alahady voalohany amin’ny volana Aprily no andraisana tari-dalana eto. Volana vaovao izay…
Natolotra ny zava-bita ary notokanana ny takelabato fahatsiarovana . Feno 25 taona ny Sampana Vondrona Fototra Laika tao amin’ny FJKM…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (FJKM) Nitondra am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2019 Tontosa ny Alahady 20…
FIOMBONAN’NY FIANGONANA KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA – FFKM FANAMBARANA Andohalo, 18 janoary 2019 “Sambatra ny firenena izay manana ny TOMPO ho…
Faha-15 Taonan’ny fiaraha-miasa Ny FJKM Ankadimbahoaka sy ny Mpitandrina ANDRIAMANAMPY Rafidison Timoty mianakavy dia faly miantso sy manasa antsika mpianakavin’ny…
FANASANA Asaina amim-pitiavana isika mpianakavin’ny finoana hiombompo amam-panahy amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ny faha-150 Taonan’ny FJKM Tranovato Rasalama…