Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo.

Sal 95.1-5 / Hira 6/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 18

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo. Manana endrika ohabolana mifono anatra ny Soratra Masina anio, ka ireto no lesona horaisintsika…

Jehovah Andriamanitra no mpahary ny olombelona.

Sal. 24.1-10 / Hira 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 21

Jehovah Andriamanitra no mpahary ny olombelona. 1- Noforonina mba hanam-pifandraisana Aminy isika. Ny fampiasana miaraka ny anarana hoe: "Jehovah Andriamanitra"…

Ny namangian’i Jesoa tao Nazareta.

Sal 25.1-7 / Hira 549.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 427

Ny namangian'i Jesoa tao Nazareta. 1- Nahatalanjona ny olona ny fampianarany (and.54) Nanaitra ny olona ny fampianaran'i Jesoa tao amin'ny…

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Sal 138 / HF 9 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 19

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo. 1- Mahay ny zavatra rehetra Izy (and.19) Tsy neken'ny fisainan'ireo Jiosy mihitsy ny handraisana…

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo.

Sal 33.1 -6 / Hira 24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 207, 4

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo. Ny fiandohan'ny Filazantsara araka an'i Jaona dia mampitodika antsika indray ny tantaran'ny fahariana (Gen…

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Sal 139.1-6 / Hira 482 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 12

Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo. Ireto no lesona ho antsika avy amin'izany: 1- Mendrika hoderaina Izy Ity Salamo ity…

Manantenà an’Andriamanitra.

Sal 63.1-5 /HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515.1

Manantenà an'Andriamanitra. 1- Na dia mandalo fahoriana aza. Matetika rehefa anaty fahoriana ny olona dia alaim-panahy tahaka ny vahoaka Israelita,…

Ny amin’ny fiavian’ny Tompo

Sal 15 / HF 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39

Ny amin'ny fiavian'ny Tompo 1- Ho levona ny zavatra rehetra Mampiomana ny Kristiana i Petera fa ho avy ny fotoana…

Manantenà an’Andriamanitra

Sal l39.1-6 / Hira 482.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482.4,5

Manantenà an'Andriamanitra. 1- Mpamindra fo Izy (and.22-25) Toe-javatra mampalahelo no niainan'ny firenen'i Joda taorian'ny fanaovana fahirano an'i Jerosalema: babon'ny Babyloniana…

Vehivavy manantena an’Andriamanitra

Sal 125.1-4 / Hira 549.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332

Vehivavy manantena an'Andriamanitra. Vehivavy mpaminany tao Jerosalema i Ana: 1- Nahafoy ny androm-piainany tamin'ny fanompoana. Fito taona ihany no nanambadian'i…